• Pétrole, l’Etat malagasy joue-t-il franc-jeu?

    Aujourd’hui vendredi 20 février 2015 a eu lieu à la Chambre de Commerce et de l’Industrie d’Antananarivo la première d’une série de tables rondes que le Collège Industrie de la CCIA compte organiser régulièrement pour faire avancer les industries à Madagascar. Table-ronde du Collège Industrie à la CCIA Pour cette première édition, le Collège Industrie évoque, d’une part, la problématique de l’autonomie en terme d’énergie pour l’industrie, le transport et les ménages et d’autre part celle de l’exploration pétrolière à Madagascar. Ce genre d’initiative est louable et opportun car la finalisation du code pétrolier est prévue d’ici le mois de mai 2015 (tiens quelle coïncidence, le code de communication aussi…

  • Manjifa ny vita gasy aho… atolotr’ireo vahiny

    Rahampitso talata no hanomboka eny Mahamasina ao amin’ny Lapan’ny kolotsaina sy ny fanatanjahantena ny seho fampirantiana iray goavana karakarain’ny Praiminisitra lefitra misahana ny toe-karena sy ny indostria ary ny Sendikàn’ny Indostria eto Madagasikara. Ny lohahevitra mandritra izany hetsika izany moa dia ny hoe « Manjifa ny vita gasy aho, tombony ho an’ny rehetra » Mahafinaritra ny fandraisana andraikitra ohatra izao manoloana ny fanatontoloana sy ny fidiran’ny vokatra vahiny toy ny sinoa, eropeana, amerikana, arabo ary afrikana tatsimo. Misy voka-tsoa roa lehibe no andrasana amin’izany dia ny fiatrehana fifaninanana matihanina ho an’ireo vokatra vokarin’ny indostria malagasy sy ny fahafahan’ireo indostria ireo manatsara ny kalitao no mampihena ny vokatra ihany koa noho ny fifaninanana.…