Tag Archive for 'ohabolana'

13
nov

Raha sery vitan’anamalaho


Raha ny any an-tanindrazana jerijerena sy ambenana sahady ireo renirano sy tohadrano noho ny orana manomboka milatsaka [taratramada..com - 12.11.2007]. Ny aty amin’ny firenena tandrefana kosa manomboka tahitahiana ny aina noho ny serisery sy ny kohakohaka madinidinika vokatry ny hatsiaky ny ririnina.

Hoan’ireo tapaka sy namana izay hisedra ireto volana lava mangatsiaka, indro ary fampatsiahivana kely sady maimaim-poana notovozina tamin’ny traikefan’ireo Ntaolo Malagasy, « raha sery vitan’anamalaho ve dia amonoana vatotr’akoho ? »

« Si une soupe de Spilanthes suffit pour soigner le rhume, pourquoi sacrifier la poule pour en faire un bouillon ? » [Anamalaho est le nom générique de plusieurs herbes potagères, Spilanthes connu aussi sous la dénomination de “brèdes mafana”].

« If a soup of spilanthes is enough to cure cold, why sacrifice the hen to make a broth ? »

Continue reading ‘Raha sery vitan’anamalaho’

, , ,
05
nov

Ny olombelona fandrin-drano…

“Ny olombelona fandrin-drano, ka tsy misy avo sy iva” Entina ilazana fa tsy tokony hisy mihitsy ny fanavakavahana eo amin’ny samy olona, na amin’ny lafiny inona io na amin’ny lafiny inona. Izay, indrisy!, mbola misy sy hita na dia izany aza. Raha tsy hiresaka afa-tsy ny eo amin’ny lafiny fitsaboana, fianarana sy ny sisa aho. Aty Madagasikara io resahako io an! Na dia izany aza anefa dia tsy tokony hanonofy be loatra koa isika olombelona, satria na ny rano heverina ho faran’izay tony aza, rehefa mandry ilika mitaratra azy ianao, dia hahita fa hay misy onja (petites vagues) kely mandady miteraka tsy fitoviana ihany eo amboniny eo. Sa tsy izany?… Misy ohabolana iray hafa mitovy hevitra amin’io ka raha hitanareo dia mba avoahy. Raha tsia moa, dia omeko eto ihany amin’ny manaraka.
dikanteny :”Les hommes sont pareils à la surface d’une eau tranquille,il n’y a ni haut ni bas

, ,
02
nov

Ny olombelona toy ny voatr’ampangoro….

Tsy fantatro na efa mba henonareo izy io na tsia, fa toy izao izy amin’ny endriny feno: Ny olombelona toy ny voatr’ampangoro, mbetika ambony, mbetika ambany.

Raha hazavaina tsotra dia hoe toy ny varin’ampango mangotraka ny olombelona, misy fotoana misondrotra ery ambony izy, ary rehefa avy eo indray (ohatra hoe mangatsiaka ilay rano , na maty ny afo) dia lasa ery amin’ny vodi-vilany indray izy. Ny Voatra izany eto dia milaza ilay “cycle’ miverimberina vokatry ny hafanana mampangotraka ny rano iny. Ny ampangoro indray dia ilay nafohezintsika ankehitriny hoe ampango. (nihavian’ny hoe ranon’ampango sns….).

Raha adika teny frantsay izy io dia toy izao:”Les hommes sont comme le riz qui bout dans la marmite, tantôt en haut, tantôt en bas”

, ,
25
fév

Aussi prudent que RaMaLa


Selon un proverbe des Ntaolo Malagasy, on est jamais trop prudent car
« Ramalina aza mifehy hazo tokana. »

Ramalina envisage même de lier son unique bûche [pour le transport il devrait lier seulement à partir de deux ou plusieurs bûches].

Ramalina intends even to bind his unique log [for the transport he should begin to bind from two or more logs].

« Lors des accidents de la route, les blessés [ndlr. dans le cas où ils auraient perdu l’usage de la parole] ont très souvent un portable [ndlr. téléphone] sur eux. Mais voilà: policiers, pompiers, ambulanciers ne savent pas qui joindre en cas d’urgence dans la longue liste de correspondants qui figurent dans la mémoire du téléphone portable » Continue reading ‘Aussi prudent que RaMaLa’

, , , , , ,
05
fév

Ny Ntaolo, la chirurgie esthétique et les journaux people


Ny tarehy ratsy tsy azo ovaina, fa ny toetra ratsy azo ovaina.

Un visage laid ne peut pas être changé, mais un mauvais comportement pourrait être modifié.

An ugly face cannot be changed, but a bad behavior could be modified.

C’est un proverbe des Ntaolo Malagasy [nom générique donné aux ancêtres] qui ont dû sous-estimer les progrès de la chirurgie esthétique et le développement des journaux « people » [pipole en bon français].

Continue reading ‘Ny Ntaolo, la chirurgie esthétique et les journaux people’

, , ,

  • Connexion




    Inscription
  • Malag@sy miray est le premier blog collectif malagasy. Par collectif, nous entendons rassembler des personnes, leur personnalité, identité, et idées, autour d’un signe fédérateur (tous Malgaches de coeur et/ou de sang) afin de partager un maximum sur les thèmes abordés.
  • RSS Malagasy Miray

    RSS Articles   RSS Articles
    RSS Commentaires   RSS Commentaires
    Feed email   S'abonner par Email

     

  • RSS Forum

  • Membres