Malagasyscopie par la blogosphère malagasy
novembre 19, 2006
Se sont joints à la Malagasyscopie, ou regards sur nous-mêmes, inspirée par l’article “Ho an’ny Gasy andafy” de VANF:
Malagasyscopie par Aiky
Malagasy Copy par Dadee
Malgachoscopie par Elodieriana
Malagasy kôpy par Harinjaka
Malgachoscopie par Hery
Lettre à un Malagasy de Madagascar par Iko
Malagasy Kopia par Jentilisa
Malgachoscopie | When you give back par Jogany
Malgachoscopie par Lilia
Malgachoscopie par Lutinewink
Malgachoscopie - Exil + Madagascarianskopia par Lova
Malagasyscopia par Malagasy any California
Malgachoscopie par Many
Malgachoscopie par Marc
Malgachoscopie par Mia
Malgachoscopie par Nivo
Malagasyscopie par Rajiosy
Malgachoscopie par Tokinao
Malgachoscopie - Fantatro izay fihaviako par Tomavana
Malgachoscopie par Vola
Malgachoscopie (partie 1) par Xavier
Malgachoscopie - Fantatro izay fihaviako
novembre 17, 2006

Toy izao ny fivakin’ny lalàna laharana 60-064 tamin’ny 22 Jolay 1960 mikasika ny zom-pirenena Malagasy :
“And. 9 - Dia Malagasy :
1° Ny zanaka an-tokantrano izay Malagasy ny rainy;
2° Ny zanaka an-tokantrano izay Malagasy ny reniny ary tsy manam-jom-piaviana na tsy fantatra izay zo fiavian’ny rainy …”
“Malagasy Ikaky, Malagasy i Neny mazava ho azy fa Malagasy aho izany.” Eo am-pamakiana ny tohin’io lalàna io aho … dia tsy azoazoko ny aiko, “Malagasy an-taratasy aho fa inona sisa no mbola Malagasy amiko ?”
Araky ny mahazatra ahy amin’ny fotoana toy izao dia tanisaiko avokoa ireo fahatsiarovana izay tehiriziko ao anatiko ao. Ny tsikin’Ikaky, ny halefaky ny tànan’i Neny, ireo angano fitantaran’i Nenibe … Niahotra aho ny hanohy, voalohany izao no tsikaritro fa olona efa nodimandry avokoa no tanisaiko, tantara efa lasa amam-polontaonany maro.


License