Non au maïs de Daewoo !!

janvier 12, 2009 Mademada  

Daewoo, le géant coréen va produire du maïs à Madagascar sur une surface équivalente à l’Ile de France pour l’approvisionnement de marchés extérieurs ou pour son marché intérieur…j’entends celui de la Corée..“L’alimentation peut être une arme” d’après Hong Jong-wan, l’un des responsables de Daewoo Logistics… Vous trouverez plus d’information dans l’article du nouvel Observateur du 23 Décembre 2008.
Je sais c’est une information tardive qu’un grand nombre d’entre-vous connaissait déjà mais il n’est jamais trop tard pour bien faire…nonmais

Je pousse un grand coup de gueule et je dis NONNNNNNNNN à ce type de pratique.
Comment le gouvernement malgache peut-il céder ces terres riches pour les coréens.
Ravalomanana…regarde ton peuple !!! Il ne mange pas à sa faim !!
Ah je suis en colère.
Faites-moi part de vos sentiments.
Bon je vais me coucher et me calmer.
A bientôt.

, , , ,

Ahofa “maimam-poana” amin’ireo koreana tatsimo i Madagasikara

novembre 22, 2008 Aiky  

Somary gaga ihany ny tena raha nahita io vaovao mahazendana sy mahagaga ary mety hanafin-tohina mihitsy aza raha tsy voahevitra firy ny momba azy. Raha tsorina amin’ny fiteny fohy sy mazava dia ahofa mandritry ny 99 taona amin’ireo koreana tatsimo maimam-poana ny 1,3tapitrisa hektara amin’ny firenana malagasy.

Izany hoe 1/5 ny tany azo volena ary 1/2 ny velaran’ny firenena belza izany raha ny fandalinana nataon’ireo mpanara-baovao sy mpanao gazety avy any ivelany toa ny “Courrier international” na “BBC news” na “RTBF“. Ny antony dia fanajarina ny tany mba ahafana mamboly katsaka sy mamokatra menaka no anton’izany ary avy eo dia alefa “maimaim-poana” any Korea izany rehefa vokatra. Mikasa ny hanenjika 5tapitrisa taonina isan-taona izy ireo alohan’ny 2023.

Tsy fitsikerana be fahatany no ezahina entina eto fa famakafakana fohy ahafahantsika milaza raha tsara ho an’ny malagasy na fanambakana io fifanarahana izay navoakan’ny gazety anglisy “Financial Times” io.

Ny tombon-tsoa sy ny fatiantoka ho an’ny malagasy no ndao hitondrana izany famakafakana izany.    Lire la suite

, , , ,