Misy rivodoza vao niforona indray
mars 22, 2008 by news2dago
Filed under Langue (Mg), Blogging, Environnement, Actualités, Médias
Tsy afabela e! izay no teny tsotra sy mora hilazana an’ity mahazo ny malagasy ity! satria dia hitsidika ny any@ faritra SAVA ato anatin’ny 48h i LOLA na ilay rivodoza vao niforona ao avaratr’i Madagasikara ao! raha ny vinavina navoakan’ny CNN t@ 15:30 UT
Ampitapitao malaky indray ity vaovao ity raha azo atao !

