07|11|24 - Asabotsy mifankahita ! | BND 07

novembre 23, 2007 by Tomavana  
Filed under Langue (Mg), Culturel


Maro ireo anaran-tànana izay rohizana anarana tonon’andro any Madagasikara : Alatsinainy-Bakaro, Talata-Ampano, Soavimasoandro-Alarobia, Alakamisy-Ambohimaha, Anjoma-Fanjakana, Asabotsy-Ranoroahina … anjaranareo ny manohy ny lisitra ary heveriko fa izay mahita anarana miaraka amin’ny Alahady no ho mpandresy.

Ny iombonan’ireo tanàna rehetra ireo dia ny andron-tsena. Izany hoe andro iray isan-kerinandro no mba natokana ahafahana miantsena any amin’izany faritra izany ka dia tena andro firavoravoana mihitsy io. Lire la suite

, , , , , ,