• 48 dia… boka?

    Fomba fanisàna tamin’ny kilalao taloha ny hoe vingt-sept dia boka, mba ahitàna izay hitady na hanenjika na hitarika na hahazo anjara tsotra fotsiny ihany rehefa maro ireo ankizy mpilalao. 49 no isan’ireo nanatitra antontan-tanratasy hilatsahan-ko fidina ho filoham-pirenenan’i Madagasikara. Oay, 48, azafady, Noesorin’i Maître Avoko ny taratasy filatsahany noho ny fahitàny fa mety hampisy korontana ny hamaroan’ireo mpilatsaka ho fidiana. 48 olona, ao ny lahy, ao ny vavy. Misy ny efa fantatra sy malzalaza, isy kosa ireo tena mbola tsy fantatra mihitsy. Anisan’ny tranga mahalasa saina ny maro ny filatsahan’i deba. Izay marihina fa toa sahirana raha mamindra na mijery fa dia toa tsy maintsy misy olona iray na roa…

  • Et si l’arche de Noé était parti de Madagascar?

    Plusieurs religions actuelles s’accordent à dire que Noé est, selon la foi de chacun, le père actuel de l’humanité. En effet, le déluge au temps de Noé a fait périr les hommes et les animaux existants à cette période à part les huit personnes qui étaient entrés dans l’arche ainsi que les animaux qui étaient là aussi. On retrouve des récits similaires dans différentes cultures et différentes autres religions que chrétienne ou musulmane. On sait ou on estime que l’arche s’est arrêtée au Mont Ararat, en Turquie, même si les innombrables expéditions scientifiques et évangéliques n’ont pas réussi à fournir des preuves universellement reconnues et acceptées que l’arche a bel…

  • Ny fifamelan’ny samy malagasy

    Tohin’ny toraka natao teo aloha dia somary hiverenantsika ny momba ny resaka fampihavanana. Raha zohina tsotra ny ny hevitra fonoson’ny fampihavanana dia tsorina hoe famerenana ho iray loha ka ho tongotra miara-mamindra sy soroka hiara-hilanja. Io fampihavanana io dia tsy vitan’ny resaka « Amnistie » fotsiny, TSY AMPY IZANY! Ny fampihavanana dia miainga amin’ny fifampiresahana marina sy ny fifamelana tena avy ao am-po ary aorian’izay vao afaka miavana. Nisy hetsika iray tokony natao momba ny fampihavanana sy fifamelan’ny polisim-pirenena, ny zandary, ny miaramila, ny mpiandry fonja ary ny ministeran’ny fitsarana. Anisan’ny dingana voalohany ilain’ny malagasy io mba handrosoana. Indrisy anefa fa notsindrin’ny famoahana ireo mpikambana tao amin’ny FFM ny daty tokony nanaovana…

  • Ouf!… ce ne sera pas la fin du monde!

    Les catholiques viennent d’avoir leur nouveau Souverain Pontife en la personne du Pape François qui n’est autre que l’ancien Archevêque d’Argentine Jorge Mario Bergoglio. Ouf! ce n’est ni un Pierre ni un Romain, comme on aurait pu le lire dans la Prophétie des Papes de Saint Malachie. Car après l’euphorie des Mayas, on redoutait une nouvelle fois une hérésie basée sur cette soi-disant prophétie (un peu comme celle du pasteur Mailhol pour 2013?). En tout cas, avec ou sans cela, les chrétiens en général s’accorde à dire que nous sommes dans la période de la fin. Les fervents pratiquants ainsi que les fidèles attendent l’enlèvement, le jour où les chrétiens…

  • Tonga eto an-tanindrazana i Ramatoa Lalao Ravalomanana

    Araka ny vaovao voaray hatry ny anikeo maraina dia tonga soa aman-tsara eto Antaninarivo Ramatoa Lalao Ravalomanana. Fiaramanidina manokana an’ny GS Aviation no nitondra azy sy ny vinantolahiny Radavidra. Tamin’ny 5 ora maraina teo no tonga teny amin’ny seranampiaramanidina teny Ivato izany fiaramanidina izany. Avy hatrany moa dia nihazo ny toeram-pitsabon-dry masera etsy Ankadifotsy ireto vao tonga sy ny mpitsena rehefa avy nifampiarahaba narahin-dranomasom-pifalina fa tafaverina an-tanindrazana indray rehefa tsy teto an-toerana nandritra ny efatra taona ary voaroaka teny aminn’ny sisintany rehefa saika hihazo hiverina teto volana vitsivitsy lasa izay. Alahelo no hita tsy tsapa teny amin-dramatoa Lalao Ravalomanana hoy ny mpitantara raha nahita ny tsy fahasalaman-dreniny izy satria dia…

  • Fampihavanana sa Fifamelana?

    Ny rehetra dia miaraka miaiky fa ela loatra ity krizy indray mitoraka ity. Efa-taona mahery izao no nitranga ireny « alatsinainy mainty » sy ny tranga nisy teo Ambohitsorohitra. Tsy iverenana ny tantara fa maro ireo rohy samihafa mitantara izany. Tamin’ny herinandro teo dia najoro sy naseho ny be sy ny maro ireo mpikambana ao anatinan’ny FFM na ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na antsoina koa amin’ny teny frantsay hoe CRM na Conseil de Reconciliation Malgache. Ho an’ny vahoaka mpitazan-davitra toa ahy dia toy ireo andry sy sampana maro nijoro sy najoro hatramin’izay ny fijery azy ito. Saingy rehefa jerena akaiky dia tsapa fa mety hanana ny mampiavaka azy amin’ny lafiny rehetra…

  • Malagasy Miray revient!

    Bonjour à tous, Après quelques jours d’absence et une série de question de ceux qui le consultait régulièrement en ligne, le blog communautaire Malagasy Miray (MM pour les intimes) revient. En effet, dû à des soucis techniques avec l’hébergeur, le site a été momentanément suspendu. Le problème est maintenant résolu et nous sommes heureux de vous retrouver à nouveau. Nous espérons que vous resteriez toujours avec MM et que tous les autres contributeurs retrouvent leur inspiration pour poster et sur leur blog et ici même. Madagascar à besoin de nous tous. Miarahaba antsika rehetra, Rehefa tsy nandeha nandritra ny andro vitsivitsy ito biloagy iarahana Malagasy Miray ito dia niverina amintsika…