• Ahofa « maimam-poana » amin’ireo koreana tatsimo i Madagasikara

    Somary gaga ihany ny tena raha nahita io vaovao mahazendana sy mahagaga ary mety hanafin-tohina mihitsy aza raha tsy voahevitra firy ny momba azy. Raha tsorina amin’ny fiteny fohy sy mazava dia ahofa mandritry ny 99 taona amin’ireo koreana tatsimo maimam-poana ny 1,3tapitrisa hektara amin’ny firenana malagasy. Izany hoe 1/5 ny tany azo volena ary 1/2 ny velaran’ny firenena belza izany raha ny fandalinana nataon’ireo mpanara-baovao sy mpanao gazety avy any ivelany toa ny « Courrier international » na « BBC news » na « RTBF« . Ny antony dia fanajarina ny tany mba ahafana mamboly katsaka sy mamokatra menaka no anton’izany ary avy eo dia alefa « maimaim-poana » any Korea izany rehefa vokatra. Mikasa ny hanenjika…

  • Misy rivodoza vao niforona indray

    Tsy afabela e! izay no teny tsotra sy mora hilazana an’ity mahazo ny malagasy ity! satria dia hitsidika ny any@ faritra SAVA ato anatin’ny 48h i LOLA na ilay rivodoza vao niforona ao avaratr’i Madagasikara ao! raha ny vinavina navoakan’ny CNN t@ 15:30 UT Ampitapitao malaky indray ity vaovao ity raha azo atao !

  • Pas d’eau potable qui ne soit accompagnée d’assainissement

    « Chaque jour 1.2 milliard d’êtres humains boivent de l’eau insalubre » Madagascar fait partie de ces régions touchées par ce problème. Nous avons récemment évoqué les menaces qui pèsent sur la santé des enfants à cause des difficultés d’accès à l’eau potable conséquences directs des inondations dues aux cyclones à répétition. Les Nations Unies ont choisi l’année 2008 comme étant l’Année internationale de l’assainissement. Par assainissement on entend sensibiliser au caractère vital d’équiper la population de lieux de toilettes hygiéniques et décents, qui sont séparés du circuit de l’eau destinée à être consommer. L’assainissement est aussi le thème de la Journée Mondiale de l’Eau célébrée en ce jour du…

  • Cyclone « JOKEWAY? » indray

     Vaovao voaray tamin’ny 13h Madagascar: Misy cyclone ao amin’ny Ocean Indien. Jokeway no nahenoako ny anarany (miala tsiny raha diso ny fanoratra fa ny fanenony no raiso. Ny zava_dehibe dia ny fiampitan’ity vaovao ity haingana). Mikisaka miakandrefana izy io ary mamonjy an’i Diego raha ny fizotrany. Mbola any amin’ny 190km miala an’i Diego ao amin’ny Avaratra atsinanana no misy azy ity, nefa hitondra orana betsaka sy rivotra mahatratra 80km isan’ora. 250km ny savaivony ary miadana ny fifindrany. Voakasiky ny filazana loza manambana daholo ny faritr’i DIANA, SAVA ary SOFIA. Ampitampitao malaky azafady

  • Cyclone Ivan : 15’000 enfants de Madagascar ont besoin d’une aide d’urgence

    [Lahatsoratra Malagasy – Rivomahery Ivan : zaza Malagasy tra-boina miisa 15′000 no mila vonjy maika >>] Le cyclone Ivan qui a soufflé sur l’île de Madagascar dimanche, a fait au moins 29 morts et touché environ 300 000 personnes selon un nouveau bilan provisoire [22 février 2008]. L’UNICEF demeure préoccupé au vu des nombreux dégâts résultant de cette catastrophe. Selon des estimations de l’UNICEF 30 000 ont urgemment besoin d’une assistance; la moitié de ces personnes est en bas âge [c’est-à-dire 15 000]. Les Fonds des Nations unies pour l’enfance ou UNICEF [United Nations Children’s Fund] sont particulièrement préoccupé par “de possible flambée des maladies hydriques, dues aux pluies qui…

  • Rotsirotry

    Nandalo teny aho omaly (Rotsirotsy Andravoahangy akaikin’ny EPP) dia toy izao no zava-msiy. Efa nisy fanamboarana izy io fa dia asa na ny ataon’ny mponina no tsy manjary ka manentsina ny dalles, na ny mpivarotra amoron-dàlana sy ny mpandalo manipy sachets sy tavoahangy platika anaty tatatra no mahatonga ny toy izao. Jereo anie e! Efa rano nihena aza io nalaiko sary io fa raha ilay vao milatsaka iny ny orana dia posy no andehanana eo sy andalovana eo anoloan’ny banky BOA Andravoahangy, izay tsy lavitra eo fa miala 50 m miankavanana amin’ny sary. Ny mahazo ny mponin’i Besarety sy Mahavoky moa dia tsy lazaina intsony.