Avaho ny vary sy ny tsiparifary

2 août 2009 by Mitiyu  

Tato anatin’ny andro vitsivitsy dia niverina indray ny resaka famotsoran-keloka na “Amnistie”. Miazakazaka miseho amin’ny haino aman-jery noho izany ireo izay nahatsiaro fa mila manadio tena na ihany koa ireo nosaziana na nogadraina na ihany koa ireo nanao sesi-tany ny tenany nandridtra izay vanim-potoana politika nisesisesy rehetra izay.  

Raha ny hevitry ny fitondrana teteza-mita aloha dia nolazainy fa aloe ny vahoaka no hanapaka sy hijery ny momba izay. Mety fahendrena ihany izany fa indrindra indrindra ihany koa fa fialàna amin’izay fahatezeran’ireo mpanao politika namana na mpifaninana nefa mety mbola iaraha miasa ihany any aoriana.  

Amin’ny maha-malagasy ny tena dia mahatsiaro tena ho vahoaka ka haneho ny hevitra etoana satria moa tsy misy intsony ny solom-bavam-bahoaka noho ny rafitra teteza-mita dia mahatsiaro tsy manana solo-tena sy mpitondra-teny miakatra intsony.  

Arak any voalaza amin’ny lohateny dia ALEO HIAVAKA NY VARY SY NY TSIPARIFARY!  

Ny vary dia ireo izay mpanao politika na mpandraharaha mety nanana firehana hafa ka voapanga noho izay firehany tsy mitovy amin’ny mpitondra niapanga azy izay. 

Ny tsiparifary kosa dia ireo jiolahy na jiovavy nahavita heloka tamin’ireo mpiara-monina sy mpiray tanindrazana aminy. Nangalatra ohatra, namono na nampamono olona, nampihorohoro sy nitaky vola amin’ny tsy

antony, nitarika ireo malaso sy dahalo hanao ny asa ratsiny, nanao fanondrana tsy ara-dalàna (hazo, vatosoa, rongony, …)
 

Mazava ny resaka, aloe hiavaka izay voaheloka amin’ny tsy rariny sy ireo tena nahavanon-doza ka mety mbola hambotry ny firenena. Satria dia ampy izay korontana izay, ampy izay fiverimberenan’ny krizy izay, ampy izay fanantenana diso azon’ny vahoaka izay ka vao nitady hiarin-doha kely dia potraka.  

Fanjakana mahefa I Madagasikara ka tsy tokony hisy hitsabaka amin’ny fitantanana anaty afa-tsy ireo Malagasy tia tanindrazana izay tsy mikatsaka afa-tsy izay mahasoa ny fireneny.  

Rehefa mijery ny fandrosoan’ireo firenena zanatany anglisy izay mpikambana ao amin’ny “Common Wealth’ ny tena dia mahatsiaro fa voambaka be ihany I Madagasikara. Rehefa mijery ireo firenena tatsinana raha tsy hilaza afa-tsy

Singapore na Malaysie mba tsy hiresahana an’I Chine dia mahita fa na misy fahantrana aza ireny firenena ireny dia mitraka tsy menatra satria nahavita.
 

“Atrehi-mahefa, iamboa-mahavita”

Popularity: 6% [?]

Misavasava vodin’akoho…

29 juillet 2009 by Mitiyu  

Ny ohabolana, hono rankizy, dia notsoahin’ireo ntaolo malagasy vontom-pahendrena ka namadika ho teny ireo zava-misy manodidina. Misy ny mbola afaka ampiharina amin’izao fotoana izao, toy ny ny hoe : « Mamono biby an-davaka ka ifoteran’ny rambony ». Afaka ampiharina amin’ny fiainana andavanandro sy ny resaka politika io amin’izao fotoana izao. Misy kosa ny toa sadasada manan-tsoratra tsy hay ampiharina, tsy hay akombona satria dia mahasadaikatra toy ny vay an-kandrina satria sady maharary no mahamenatra.Anisan’ireny ny miresaka ny soatoavina nananan’ny malagasy toy ny hoe :  » tanana havia sy havanana izay didi-maharary » na koa ny hoe « trano atsimo sy avaratra ka izay tsy mahalen-kialofana »Amin’izao fotoana izao mantsy, ankoatra ny fahoriana mianjady amin’ireo fianakaviana akaiky, dia tsy dia hita soritra intsony ireo ohabolana roa ireo. Tsy dia azo tena ampiharina amin’ny vanim-potoana hiainana satria dia samy maka ho azy ny malagasy. Voaroba i anona? Any izany! voaraoka tamin’ny asany i Zefa? Voa izany! aza mba tratrany ihany…Ianao ve izao lany siramamy na menaka dia ho atsy atsimo hindrana, dia ho mino ve ianao fa hahazo tsy hisy romoromo na tsy arahina ompa na hahazo tsotra fotsiny izao?  Mainka izany fa hoe mitete ny tafonay fa aleo aloha izahay mba hanao vakansy haka sasatra aty aminareo. Ireo tonga tsy ampoizina amin’ny ora fisakafoana aza efa tsy fidiny. Nefa dia malagasy ny tena ka mba tsy haharatsy fihavanana dia miezaka ny manampy foana. Ohabolana iray vaovao tiana hozaraina aminao no nahatonga ny resaka ohabolana. Fantatra ny oha-pitenenana manao hoe « Misavasava vodin’akoho, ka raha tsy tay dia atody ». Miova izany amin’izao fotoana ka lasa hoe « Misavasava harona « sachet » raha tsy fako dia baomba » 

No Tags

Popularity: 4% [?]

Ô raMalagasy a, fa inona ity natao e?!

10 mars 2009 by Mitiyu  

Midoka tena sy mitopy teny fatratra ramalagasy milaza fa tsy afrikana izy. Rehefa misy fihaonana iraisam-pirenena moa dia adalain’ireo hafa fiaviana hoe etsy ny afrikana dia etsy ny malagasy.   Voalaza mantsy fa hendry ramalagasy, voalaza fa mandala ny fihavanana sy ny firaisan-kina.   Kanefa inona ny nitranga? Ny andaniny mitady an’i Andry Rajoelina any amin’ny masoivoho frantsay, ny ankilany hanenjika ny PDS Guy Rivo eny Ampasapito sy ny manodidina rehefa tsy nahazo ny zanany teny Ambatobe tao amin’ny sekoly frantsay. Ny miaramila mihoko sy mitokona tsy handray baiko intsony fa hanao « V » amin’ny ratsan-tànana.   Ny mpandroba maneho eo anoloan’ny fianakaviambe iraisam-pirenena fa mahantra sy noana ka solosaina sy fahitalavitra no angalarina. Maratra, voa mafy misy koa ny maty. Haringana ve ny firenena? Hahetry ve ny toe-tsaina malagasy sy ireo soa toavina nolalain’ny razana?Inona re ity nataonao raMalagasy ô?! Mahamenatra sy marary toy ny tongo-bakivaky.  

, , , ,

Popularity: 7% [?]

A vous la parole …

13 février 2009 by Aiky  

Lors qu’on recherche des articles sur Madagascar, on ne parle plus que de politique et de crise sur le web. Payons nous le luxe de parler d’autres choses dans Malagasy Miray.

Un phénomène inquiétant dans le language quotidien des malgaches est le terme « bizna ». Issu du mot anglais « business », il décrit surtout la façon de gagner un peu sa vie en faisant des « coups ». Ce n’est pas une activité permanente où la personne physique se spécialise au seins d’une personnalité morale.

La classe des entrepreneurs « traditionnels » et la bourgeoisie malgache en général méprise et donne une certaine connotation péjorative à ce terme. Elle considère que ce sont les vendeurs ambulants de téléphones portables sur la place de 13 mai ou encore ceux qui s’aventurent dans la filière pierre précieuse d’Ilakaka ou d’ailleurs qui utilise ce terme.

Et il est désolant d’entendre un peu partout « inona ny bizna mandeha izao e? » pour demander quelle affaire marche le mieux maintenant. Et il faut reconnaître que ce genre de mentalité dénote la qualification de la presse internationale de Madagascar comme figurant parmi les pays pauvres de la planète.

Les ancêtres disaient : « Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana » (mieux vaut perdre de l’argent que perdre ses amis), c’était une des principales valeurs de la culture malgache. Maintenant, le chanteur Jaojoby, le roi du Salegy, a pu vulgariser l’état d’esprit : « Samy mandeha, samy mitady » (chacun pour soi (sans Dieu pour tous))

Arrivé à ce stade, on peut comprendre comment le malgache moyen est arrivé à un tel matérialisme et tend à disparaître. En effet, il a souvent été question de la disparition de la classe moyenne malgache et cela semble devenir une réalité fatale en ce moment.

Revenons à la ligne principale de ce post.

Beaucoup de filières sont à développer dans le pays, beaucoup de secteurs n’attendent qu’à se professionnaliser. Les jeunes d’andafy, les malgaches de l’étranger ainsi que les intellectuels de la grande île affirment que tout est à faire au pays. Mais pourquoi ne le fait-on pas alors?

Je considère que pour les intellectuels, on passe plus de temps à analyser, à évaluer et calculer les risques pour finalement ne rien faire; tandis que les self made men se préoccupent plus de leur enrichissement personnel perdant toute utilité à développer des biens pour la communauté.

Du point de vue économique, en tant que spécialiste du développement rural, je peux affirmer qu’il n’y a aucun avenir certain dans l’agriculture sauf en développant une exploitation industrielle ET une culture de rente et/ou des produits correspondant à l’attente et au besoin du marché international (jatropha, certaines huiles essentielles, le chanvre (et oui! mais pas pour ce que vous pensez) etc.)

Maintenant, à part l’agriculture, la pêche et toute activité halieutique sont toujours porteurs si on se tourne vers l’Europe, l’Asie ou toujours l’Amérique du Nord). Mais que peut-on dire du marché national, du marché local?

Si on reste toujours dans le secteur primaire, on ne créera point de richesse. Il faut de a transformation, beaucoup de transformation pour qu’on puisse créer de la valeur ajoutée. La négoce c’est bien, la revente aussi mais tout cela reste limité, très limité.

Oui mais on a besoin de fonds pour se lancer! diront certains. OUI et NON! si vous avez un projet probant, incluant une création de valeur ajoutée, il y a des organismes et des personnes qui ne demandent qu’à financer.

Faites-vous savoir, montrer vos projets, à la limite nous pourrions vous orienter.

, , ,

Popularity: 4% [?]

Rêvons un peu…

5 février 2009 by Aiky  

Ah Madagascar, ah sa crise politique!…

A Madagascar, comme un peu partout dans le monde je crois, on a beaucoup entendu parler de Dubaï et de ses constructions pharaonesques… A défaut de pétrole construisons une ville qui ferait rêver!!!… Déjà pour qu’on puisse mettre dans les prospectus « Paris, Milan, London, New york et Dubaï » (souvent on remarque ces endroits sur des produits de luxe ou produits de beauté : donc trendy!)

Il parait que c’est joli Dubaï… Il parait que Singapore est très propre… Il parait que c’est génial aux Bahamas…

Sans queue ni tête!

…passons du coq à l’âne.

A force de faire voir aux petits malgaches autant de strashes et de paillettes, autant de belles filles glamours au plastique de rêve à faire envier les patrons des entreprises à Madagascar; à force de diffuser les fêtes démentielles de la jet set en mal de sensations; de parler à Tana de soirée V.I.P. donc inaccessibles à la majorité des malgaches, on finit par reconnaître et admettre que nous sommes finalement pauvres et malheureux…

Mais est-ce vraiment le cas?

Si je ne mange pas de viande matin-midi-soir ou au pire une fois par semaine, suis-je à plaindre si dans mon voisinage direct il n’y a que des végétaliens et des végétariens?… le goût de la viande… hum!!! mais pour la santé? oooh!

(…)

J’ai vu des films sur des mariages en Tahiti, au bord de la mer bleue turquoise, du bon soleil avec un paysage exotique. Mais au fond, en assistant à un mariage au bord de la mer, à Antsanitia Resort, je me dis que moi aussi je vis dans un joli pays, qui n’a rien à envier aux autres. Et là on parle juste d’Antsanitia et pas encore de Nosy Be…

(…)

J’ai toujours rêver de vivre un noël blanc, blanc de chez blanc comme on dit avec beaucoup de neiges rehaussées par des lumières très colorées. Cette année, cela s’est produit. Plus blanc que fin 2008 début 2009 tu meurs!*

Mais voilà, j’aime Madagascar malgré ses cyclones, avec ses plages d’une blancheur virginale qui me rappellent des intenses moments et des souvenirs inoubliables. J’aime me bronzer à côté de l’abribus en pensant qu’ici au moins je n’ai pas besoin de payer en plus la JIRAMA avec le besoin en chauffage.

Il fait chaud dans mon île natale. J’aime mon pays!

(…)

A Tana, on organise des jeux, des tombolas pour faire gagner des voyages en Europe, en Chine ou ailleurs à l’étranger. Mais jamais on ne m’a proposé un jeu où je pourrai gagner un séjour complet aux Tsingy, à Nosy Iranja ou encore dans la baie de Narindra (en tout cas pas à nosy Lava même s’il parait que la mer et la plage sont géniales).

Il existe beaucoup d’endroits où je ne suis jamais allé, Libanona à Fort-Dauphin, la place Colbert à Diégo-Suarez, la crique de Sainte Marie, la grotte d’Anjohibe à Majunga, les villages du canal de Pangalana, Manakara ou encore Zahamena. Je n’ai jamais vu les flammands rose dans le lac sauvage entouré d’une forêt dense dans la région Betsileo, une chute d’eau en prime.

Mais je me souviens dans mon enfance à Miarinavaratra, un village de chercheurs d’or dans le centre-sud, entouré de forêt tropicale reliant l’ex province de Fianarantsoa à l’ex-province de Tamatave. J’y ai découvert le tsihy ou comment fabriquer des chapeaux, des tapis, des sacs, etc. avec du raphia; on m’avait habillé de « sarotro » des Tanala (pas tanalahy ou caméléon mais Tanala ceux qui vivent dans la forêt; sarotro c’est une sorte d’imperméable faite de raphia tressé. On a chassé les oiseaux avec du « dita » une sorte de substance très collante; on faisait encore du feu avec un briquet constitué de deux morceaux de silex et une sorte de coton très inflammable le tout renfermé dans une corne de zébu. J’y ai joué au gardien de zébu. On a puisé l’eau à la fontaine et non pas dans un puit. On m’avait fait traversé pour la première fois de ma vie une rivière pleine de caimans. j’y ai découvert la fabrication du tabac tressé (et oui, les tabacs ne sont pas toujours dans du papier ou à mettre dans une pipe) et du tabac à chiquer.

On m’avait montré que l’artisanat Zafimaniry permet de construire une maison, ou plutôt une grosse cabane sans faire appel à aucune accessoire métallique (clous en bois, chevrons en bois, cadenas en bois, serrure en bois, tout est en bois d’ébène ou de palissandre). Quelle richesse! et dire que cette région ne représente qu’un peu plus d’un vingtième de la richesse culturelle malgache.

(…)

Dire qu’on disait  » trano atsimo sy avaratra, izay tsy mahalen-kialofana » pour illustrer la solidarité et la fraternité d’antant malgache, maintenant on dit « ferme bien le portail, demande l’identité de la personne à travers la grille avant de l’ouvrir »

Dire qu’on disait « tanana havia sy havanana, izay didi-maharary » pour illustrer la compassion et l’empathie ancestrale des malgaches, maintenant on dit facilement « heureusement que cela ne m’est pas arrivé »

Dire qu’on disait « … na ho lany aza ny ala atsinanana » maintenant on cherche à protéger l’environnement et à reboiser pour la biodiversité.

Ah Madagascar, ah sa tradition…

Popularity: 6% [?]

Raha sery vitan’anamalaho

13 novembre 2007 by Tomavana  


Raha ny any an-tanindrazana jerijerena sy ambenana sahady ireo renirano sy tohadrano noho ny orana manomboka milatsaka [taratramada..com - 12.11.2007]. Ny aty amin’ny firenena tandrefana kosa manomboka tahitahiana ny aina noho ny serisery sy ny kohakohaka madinidinika vokatry ny hatsiaky ny ririnina.

Hoan’ireo tapaka sy namana izay hisedra ireto volana lava mangatsiaka, indro ary fampatsiahivana kely sady maimaim-poana notovozina tamin’ny traikefan’ireo Ntaolo Malagasy, « raha sery vitan’anamalaho ve dia amonoana vatotr’akoho ? »

« Si une soupe de Spilanthes suffit pour soigner le rhume, pourquoi sacrifier la poule pour en faire un bouillon ? » [Anamalaho est le nom générique de plusieurs herbes potagères, Spilanthes connu aussi sous la dénomination de "brèdes mafana"].

« If a soup of spilanthes is enough to cure cold, why sacrifice the hen to make a broth ? »

Read more

, , ,

Popularity: 5% [?]

Sikidy soa tsy andihizana

9 novembre 2007 by Avylavitra  

Sikidy soa tsy andihizana, sikidy ratsy tsy taniana
dikanteny : Un oracle favorable ne fait pas danser, comme un oracle défavorable ne fait pas pleurer
A favorable oracle doesn’t make to dance, like an unfavorable oracle made not cry (Logiciel no nadika ity teny anglisy ity ka asa raha mba mety. hihihi)
Raha ny tena dikany mivantana araka io voasoratra io dia toa manao hoe: Aleo hitranga izay hitranga fa tsy raharahako, na ho soa, na ho ratsy.

Nefa raha niezaka nanakatra ny hevitr’izy ity aho dia izao no hitako. Tsy mifanalavitra loatra amin’ilay fomba fiteny iray izay izy ity, manao hoe ‘aza mihomehy ny fahavoazan’ny sasany’
ary koa ilay hoe adin’ombalahin’ny mpianakavy, ny maharesy tsy hobiana, ny resy tsy akoraina.

Ahoana no fihevitrareo?

Popularity: 4% [?]