• Resaka « Taxi be » ihany…

    Raha tsiahivina vetivety ny niandohan’ny taxi be teto Antananarivo dia ireo minibus nantsoina hoe « Buxi » angamba no azo lazaina fa tena nisantatra izany. Taty aoriana moa dia feno minibus vita avy any Japon  no tena nanao ny ankamaroan’ny asa fitaterana ary amin’izao fotoana dia niampy ireo fiara Mercedes avy any Alemana izany. Iaraha-mahalala sy iaraha-miaina isan’andro izany. Maro amintsika no lasa manao fanatanjahan-tena rehefa handray ireny fiara fitateram-bahoaka ireny. Vao mipoipoitra ery lavira ery ny lohan’ny fiara dia efa miomana sahady mitana tsara ny poketra na kitapo ary miedinedina hanenjika ny fiara. Satria enjehina mantsy izy ireny amin’ny ora firavana sy fandehana miasa sy mianatra. Raha vao mareforefo dia aleo…

  • Bandy sy rôla sa polisy sy volera?

    Hita sy tsapa izao fa dia ohatra ny milalao ireo hery samihafa misy eto Antananarivo. Mampahatsiahy ireo kilalao fanao fahiny. Misy karazany telo izy ireo : 1. Misy aloha ny Polisy sa volera :Raha ampitahaina amin’ity lalao iray ity ny zava-misy dia hita fa hatramin’ny 26 janoary lasa teo dia ny tarik’andriamatoa filoham-pirenena Marc Ravalomanana no volera. Dia nifanenjehina, tsy tratra… ao anaty « but » vao hita. Nopotehina ny fitaovany sy ny fanànany mba handemena sy ivoahany ka indrisy fa voa izy dia nifamadika indray ny lalao ka lasa ny antokon’olona tarihin’andriamatoa filohan’ny HAT Andry Rajoelina indray no lasa volera ka avy aty amin-dRavalomanana ny polisy.  2. Nisy lalao faharoa nipoitra…

  • Un sac vide ne tient pas debout

    L’aventures des Baréa © Ramafa’08, les-nouvelles.com >> 1. Crise financière 2. Il veut me barrer la route [Coupe du Monde 2010 >] 3. Tu as fait l’essentiel. C’est de participer pour ne pas être sanctionné pour la suite ! Bravo ! 4. Voici nos frais de transport | 12’500 $ [Coupe du Monde 2010 >] Il est fréquent que tout un peuple, tout un pays fasse bloc derrière une équipe nationale. Mais c’est la première fois qu’un président de la république déclare à propos de son propre pays que l’équipe adverse en est le « symbole de la réconciliation nationale. » Difficile à croire ? Eh bien pourtant les Baréa, équipe nationale…

  • Ais-je bien compris votre geste … Monsieur le président ?

    Est-ce l’automne qui déteint sur moi faisant ressortir mon teint sportif ? Toujours est-il que mes amis ne doivent pas me reconnaitre. Alors que je me suis refusé au chant des sirènes de l’euro–foot qui se déroulait en partie à Genève, voilà que dimanche dernier je me suis laissé convaincre de me rendre au stade de ma ville à l’occasion d’un match de foot « derby et portes ouvertes » (lire match gratuit) où j’avoue volontiers y avoir passé un agréable après-midi. Ensuite en blogguant le soir, j’aperçois le résultat du match Côte d’Ivoire – Madagascar et l’élimination de Madagascar des deux courses Coupe d’Afrique des Nations 2010 en Angola [CAN] et…

  • Marc a dit …

    J’ai toujours gardé en mémoire qu’on s’amusait bien à Madagascar, tous les jeux étaient permis. Depuis un certain temps des nouvelles m’interpelles : un seul jeu, variante du « Jacques a dit » aurais remplacé tous les autres … Tandis que la famine et la malnutrition menacent plusieurs régions de l’île, rien ne semble ébranler le déroulement de la partie qui a commencé depuis un certain temps déjà :

  • Bareas de Madagascar : Gros outsider

    Fandresena 4 no 0 hono no azon’ny ekipam-pirenena malagasy nanoloana an-dry zareo Komaoro, tamin’ny lalao miverina. (Mampihomehy fa ny fampahalalam-baovao sasany mitatitra 2 no 0, ny sasany mahita 4 no 1, tsy hay intsony izay tena marina fa ny azo antoka aloha dia nandresy isika ary tafakatra amin’ny dingana manaraka). Tamin’ny lalao mandroso mantsy dia efa nandresy 6 no 2 an-dry zareo tetsy Mahamasina ihany koa isika. Tafiditra amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany hatao atsy Afrika Atsimo amin’ny 2010 ireo lalao mandroso sy miverina ireo, ary tafiditra amin’ny fifanintsanana amin’ny CAN 2010 ihany koa. Tsara aloha ny mifaly satria nandresy, fa ireto kosa no tokony tsy maintsy hobanjinina:

  • Les Jeux des Iles 2007 à Mada – Oryza et circenses

    La nouvelle était officielle depuis quelques mois mais la présentation du site web et de l’hymne ont rendu le projet plus visible le 26 Janvier. Après bien des incertitudes liées au contexte malgache, c’est bien Madagascar qui accueille cette année les 7e Jeux des Iles de l’Océan Indien du 9 au 19 Août. Cette manifestation, parrainée par le CIO, draîne des athlètes des Comores, de Madagascar, des Maldives, de Maurice, de Mayotte, de la Réunion et des Seychelles. N’étant ni sur place ni spécialement sportive, je n’ai pas d’informations inédites à vous donner sur cet évènement. Mais n’hésitez pas à écrire d’autres articles sur le sujet, raconter une anecdote, ou…