Blaogasyfera


, ,

Popularity: 7% [?]

Les fils de syndication des blogs ci-après sont mis à jour automatiquement au fur et à mesure des publications.

Blaogy.com » Na mihinana aza mbola ho noana!

Posted 7 hours ago

Lohateny nalaina avy tamin'ny tononkiran'ny mpihira malagasy iray namerimberina fa: "izay manao ny marina na lavo aza mbola ho tafarina fa izay manaonao foana, na mihinana aza mbola ho noana". Resaka hanina indray aloha ka! Tena hafa mihitsy ho'aho isika Malagasy fa tsy mba mikorapadrapa-poana izany. Maka milamina hatrany satria iaraha-mizaka ny fisondrotry ny vidin'entana ary lazain'ny gazety fa tratran'izany ... [Link]

Blaogy.com » Sakan-jaoridira !!!!!!!

Posted 15 hours ago

Mahatsikaiky ahy ity tantara niseho tany Angleterre ity. Narian'ilay vehivavy mpandalo tao anaty fanariam-pako ilay saka !!! Nahita ilay izy aho dia tapaka ny tsinaiko, aza taitra ianareo izay tia saka eto, fa maro ny antony nihomehezako :

- sendra vehivavy adala ilay saka

- lasa adala koa izay ilay saka, afaka teo ny adalàny

- iza koa ary no nahita ...

[Link]

Actualité culturelle malgache » Zafimaniry un jour, Zafimaniry toujours

Posted 18 hours ago

Sophie Bazin et Johary Ravaloson semblent n'en avoir pas fini avec les Zafimaniry, auxquels ils avaient déjà consacré un beau livre, Zafimaniry intime. Cet ouvrage était bilingue. Ils font mieux aujourd'hui avec un livre trilingue: Zahay Zafimaniry / Nous, Zafimaniry / We; Zafimaniry. Il est vrai qu'il n'y avait pas trop de texte à traduire: une dizaine de lignes, produites ... [Link]

malagasy » Quai 9 [#Genève]

Posted 20 hours ago

Ny ‘Quai 9′ dia trano ahafahan’ireo voafatotry ny zava-mahadomelina ‘midaina’ amin’ny toerana madio, izany no natao dia ny iadiana amin’ny areti-mifindra vokatry ny fandraisana zava-mahadomelina (areti-mifindra HIV / SIDA, hepatita, areti-mifindra amin’ny alalan’ny fifandraisana ara-nofo na MST … | [FR] Le temps d’une escale au ‘Quai 9′, les toxicomanes peuvent ‘consommer’ avec de meilleure conditions [...] [Link]

What if ... » Raha toa moa ka … tapaka hatreo ilay tateza-mita.

Posted 20 hours ago

Amin’ny fiteny anglisy.

Hi, DotMG. We’re sorry to inform you that your link to Twitter has been disabled. We no longer seem to have permission to update your Twitter status. (Did you revoke Identi.ca’s access?)

You can re-enable your Twitter bridge by visiting your Twitter settings page:

https://identi.ca/settings/twitter

Regards, Identi.ca

======

Efa volana vitsivitsy izay no nilazako fa hofaranako hatreo ...

[Link]

Blaogy.com » Voakarama hanendaka? sa hanakorontana?

Posted 31 hours ago

Efa somary lavalava ihany ny lahatsoratra nosaratako saika havoaka no najanona satria nisy tranga be ifandraisana aminy nefa tsy mety atsofoka eny an-tsefatsefany eny intsony. Lahatsoratra vaovao noho izany no natao satria miova ny fomba hamoahana ny hevitra na lohahevitra mitovy ihany aza no lazaina. Dia nisy, hono satria olona no niteny tamiko, haino amanjery iray sa vitsivitsy, nahenoana fa ... [Link]

Global Voices teny Malagasy » Kolombia: miteraka resabe ny horonantsary mikasika ny fanipazana saka iray navoakan'ny Radio DJ

Posted 34 hours ago

an i Juliana Rincón Parra · Nandika miora · vakio ato ny lahatsoratra nadika [en]

Nahatezitra ny mpitia biby tany Medellin, Kolombia ny video iray navoakan'i DJ Yohan Melguizo tao amin'ny valan-tseraseran'ny Facebook roa volana lasa izay . Miasa ao amin'ny Energia ity DJ ity, tobina radio iray mpandefa reggae tsy ankiato, ary ao anatin'ilay horonantsary dia toa misy olona ...

[Link]

Actualité culturelle malgache » La culture... du jeu vidéo

Posted 38 hours ago

J'aime bien les bonnes nouvelles. Désolé, celle-ci n'en est pas une.Je lis dans le Courrier de Madagascar un article dont l'auteur, Rindra R., donne son point de vue dès le titre: Scandaleux! L'Espace Rado devient une salle de jeux vidéo. Si l'information est exacte, et je n'ai aucune raison de penser qu'elle ne l'est pas, c'est en effet un scandale.A ... [Link]

Blaogy.com » Masinina siramamy

Posted 38 hours ago

Ela aho no tsy niblaogy teto na dia maro ary ny tiana ho ambara. Anisany ity milina iray ity, tamin'ny fahagola andron'ny fanjanahantany nefa mbola azo ampiharintsika malagasy ihany noho ny antony maro, ary matoa nampiasaina tamin'izany fotoana izany dia satria tena nanome vokatra tokoa. Fangalana ranona fary izy ity, hanaovana siramamy. Koa raha toa ka mety hahasoa dia raiso. Tany ...

[Link]

Blaogy.com » Vazo gasy malaza ao @ Radio2Dago

Posted 43 hours ago

Eisy e! Tsy afa miala fa de revo tokoa moa izany vao misokatra ny ordi de efa mihaino radio mahagaga nefa ny radio any an-trano tsy mahavantana ahy ny mihaino azy. Normal be satria ny radio fihainoko efa may sy nakaton'ny foza aby. Misy zany radio pirate zany koa hn mande ao @ marindrefy FM ao mbl tsy henoko mihitsy mandrak'androany. ...

[Link]

Blaogy.com » Hafatrakelin'i Lavamaso

Posted 43 hours ago

Miarahaba antsika rehetra tonga mitsidika ity blaogy ity. Ary mirary soa sy misaotra sahady antsika rehetra izay handray anjara.

Misy tenin-tsika malagasy iray izay hoe “ Ny hevitry ny maro no mahatakatra ny lavitra” , ka io teny io no nde ho raisina ka hivelarana, hivelarana ao anatin'ny fahasamihafana.

Eto no hany vita sy hita fa hahafahana mifampizara amintsika rehetra ny ...

[Link]

Global Voices teny Malagasy » Ejipta: Nomena andraikitra hanara-maso ny facebook ny sampam-pitsikilovana

Posted 44 hours ago

an i Jentilisa

Natsangana ny sampan-draharaham-panjakana manokana ao amin'ny Minisiteran'ny Atitany Ejipsiana (MOI) hanara-maso hanara-maso ny votoaty sy ny hetsika isan-karazany ao amin'ny facebook araka ny fanapahan-kevitra laharana faha-765 tamin'ny voalohany volana jolay 2010.

Araka ny nambaran'ny gazety Kaoesiana Aljarida, mifandimby ny ekipa telo samy miasa adiny valo avy ao anatin'ity sampan-draharaha manokana vaovao ao amin'ny minisiteran'ny atitany ity. olona 15 ...

[Link]

Global Voices teny Malagasy » Shina: Niakatra ny harin-karena, ary ny fandaniambola?

Posted 44 hours ago

an i John Kennedy · Nandika Erika · vakio ato ny lahatsoratra nadika [en]

Nivoaka ankehitriny ny filazana fa ny toe-karen'i Sina dia efa manakaiky ny laharana faharoa maneran-tany, niaraka tamin'izany ny fampiharihariana ny fiakaran'ny tarehimariky ny firenena Japoney tao anatin'ny telovolana faharoa tamin'ny taona 2010.

Mankaiza daholo ary ny vola rehetra? Hoy i BRY, mpikambana iray ao amin'ny vohikala fifaneraserana ...

[Link]

Global Voices teny Malagasy » Japana: Ireo ainga vaon'ny Tranonkala tao amin'ny WISH 2010

Posted 44 hours ago

an i Tomomi Sasaki · Nandika avylavitra · vakio ato ny lahatsoratra nadika [en]

Natao tamin'ny faha 28 Aogositra teo ny andiany faharoa amin'ny hetsiky ny indostrian'ny Tranonkala [ja].

Hevitra avy amin'i Motohiko Tokuriki [ja] ao amin'ny Agile Media Network‘, ity hetsika ity dia niainga avy amin'ny fifanakalozan-kevitra nafana tamin'ny taon-dasa mikasika ny hoe ahoana no fomba hitarafana ny tranonkala Japoney. Ny ...

[Link]

madablog » businessattitude.fr

Posted 47 hours ago

L’actualité sur Madagascar se faisant rare en se moment, je vous propose de visiter un site de qualité. Enrichissant sur le plan pécunier, celui-ci met en avant des idées lucratives afin de maximiser ses profils. Axé principalement sur l’investissemet immobilier, le business et l’argent, ce site donne la parole aux lecteurs et publie ouvertement ses gains mensuels générés par la publicité ...

[Link]

madablog » Voyage de pêche n° 82

Posted 47 hours ago

Dans le numéro daté d’aout / septembre 2010, un grand reportage de 12 pages est consacré à la pêche au large de Nosy Be.

Voyage de pêche [Link]

Global Voices teny Malagasy » Jordania: Reema, Tsy avelanay ho zava-poana ny fahafatesanao

Posted 2 days ago

an i Katharine Ganly · Nandika zhhantar · vakio ato ny lahatsoratra nadika [en]

Loza iray no nahatohina anay. Tsy noheveriko ho tonga amin'izao mihitsy izy ity. Ka hoe hanoratra ny tantaran'ny maty mikasika nenitoa faran'izay akaiky sy mamin'ny fo ao anatin'ny rehetra aho. Ny nenitoako Reema, homen' Andriamanitra fiadanana anie ny fanahiny, 35 taona, manan-janaka vavy 2 sy lahy 1 ...

[Link]

Blaogy.com » Blaogy simply

Posted 2 days ago

Androany 31 Aogosotra moa izany ny andron'ny blaogy, dia araka ny mahazatra, andro anetanana ny mpitoraka bolongana rehetra mba hampafantatra blaogy anaki-5 @ mpamaky... tsy dia hanao an'izay loatra ah, araka ny mahazatra ihany koa, fa hitohy hanentana antsika hiblaogy. Tsy hoe bezizo ah fa tena mihena otran'ny fean'antitra ny mpitoraka activa eto @ blaogasifera. Marary be mintsy ny ...

[Link]

Hery - Tsiky dia ampy » Facebook ato am-piasana, tsy tafa ny sakana

Posted 3 days ago

[Link]

Blaogy.com » Facebook ato am-piasana, tsy tafa ny sakana

Posted 3 days ago

Fantatrareo ihany moa fa efa am-bolana maro aho izay no tsy mampiasa facebook. Tamin'ny volana febroary tany ho any dia resiko lahatra koa ny tato am-piasana hisakanana ny facebook ato am-piasana. Nojerena mantsy ny statistika tao amin'ny routers ka ny 80%-n'ny sites mandalo ao dia facebook daholo. Ary ny fotoana ampiasana ilay facebook dia amin'ny fotoana fiasàna ny ankamaroany. Dia nasaina ...

[Link]

Blaogy.com » There are many things that impressed me very much when it comes to designer diaper bags

Posted 3 days ago

It is a classical brand with more than a hundred years history. Because of its classic styles and sought-after unique designs, Bally handbags are always on top of the fashion industry and recommended by celebrities. Replica Bally handbags offer a great deal of security for your stuff by adding both inner and outer pockets with zips. Bally always tries to achieve ...

[Link]

Global Voices teny Malagasy » Rosia: Ireo tra-boina noho ny doro ala malahelo niady ho an'ny tranony

Posted 3 days ago

an i Vadim Isakov · Nandika zhhantar · vakio ato ny lahatsoratra nadika [en]

Ao anatin'ny fandaharam-potoan'ny fantson'ireo haino aman-jery matanjaka ny tohin'ny afobe vao haingana teo tany Rosia. Tatitra mikasika sy resadresaka mivantana miaraka amin'ireo tra-boina, mpilatsaka an-tsitrapo, mpiasa ho amin'ny fanampiana amin'ny maha-olombelona ary ireo mpiasan'ny governemanta no tena endrika tsara mandrakotra ireo fivoarana: natsangana ny trano vaovao ...

[Link]

Global Voices teny Malagasy » Ejipta: Departemantam-piarovana ho fanaraha-maso ny Facebook sy Fanohanana ny Governemanta

Posted 3 days ago

an i avylavitra

Tamin'ny 1 Jolay 2010, ny Ministera Ejiptiana misahana ny Atitany (Ministry Of interior - MOI) dia voalaza ho nametraka departemanta iray manokana hanara-maso ny hetsika sy ny votoaty Facebook rehetra ao Ejipta mifanaraka amin'ny fanapahan-kevi-panjakana faha 765.

Nalaina tao amin'ny gazety an-tsoratra Kaoetiana Aljarida, ity departemanta vaovao ao amin'ny MOI ity dia manana fomba fiasa intelo mifandimby/8 ora ...

[Link]

malagasy » Multicolor [#Genève]

Posted 3 days ago

Tsy kisendrasendra raha heverina ho tompon-daka erantany amin’ny fanaratsarahana ny fako i Soisa, manomboka hatrany amin’ny madinika indrindra ny fanazarana izany | [FR] Ce n’est pas un hasard si la Suisse est considérée comme championne du monde du tri sélectif des déchets, la sensibilisation débute au niveau des plus petits | [ENG] It is not [...] [Link]

Mialy s'en fout! » Cette conférence nationale qui creuse le vide…

Posted 3 days ago

Qui fait quoi ? Et pourquoi ? Que sait-on et qu’est-on sensé savoir ? Comment cela fonctionne et comment s’assurer que cela soit souveraine? Ces questions ont été abordées le 25 août dernier à l’amphithéâtre du Degs de l’université d’Antananarivo, qui a fait salle comble à l’occasion du « Focus conférence nationale », organisée par la Frierdrich Ebert Stiftung et le ...

[Link]

Blaogy.com » Tonga soa lanto!

Posted 4 days ago

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy. [Link]

Global Voices teny Malagasy » Pakistana: Ezaka fanampiana - Tatitra avy any an-toerana

Posted 4 days ago

an i Salman Latif · Nandika Candy · vakio ato ny lahatsoratra nadika [en]

Hatramin'ny niharatsian'ny tondra-drano any Pakistana, nieritreritra ny hanao hetsika fanavotana sasany ahazoam-bokatra aho, ary hatramin'izao ny asako dia voafetra amin'ny fanampiana ireo tra-boin'ny tondra-drano, napetraka ao amina sekoly tsy lavitra an'i Multan. Nanana vola nangoniko avy amin'ireo namana sy fianakaviana koa aho handehanako any amin'ireo faritra voakasiky ...

[Link]

Global Voices teny Malagasy » Sina: fanatsaràna ny GFW

Posted 4 days ago

an i miora

Ny tatitra avy amin'ireo loharano samihafa dia niteny fa voasakana any Sina nanomboka tamin'ny Zoma (27 Aogositra) ny Freegate, iray amin'ireo fitaovana malaza fandinganana ny sakana .

Rehefa mandefa ilay rindrambaiko ireo mpampiasa izany, dia misy hafatra fampitandremana miseho: Diso, tsy maintsy hajanona ny rindrambaiko. Azafady, raiso ny fianatsininay. Ity eo ambany ity ny sary nalaina tao amin'ilay ...

[Link]

Fijery, le blog de Ndimby A. » Il faut un homme nouveau pour des pratiques nouvelles

Posted 4 days ago

La réunion de Vontovorona se rapproche de plus en plus d’une solution au forcing au consensus limité, sans inclusion des trois mouvances : on risque donc d’arriver à une solution de façade, peu fiable, peu durable, et peu reconnue par la communauté internationale. Certes, des tractations s’activent pour ramener l’opposition à la table des négociations pour [...] [Link]

Global Voices teny Malagasy » Filipina: “Hong Kong, mifona izahay tamin'ny zava-nitranga”

Posted 5 days ago

an i Karlo Mikhail Mongaya · Nandika miora · vakio ato ny lahatsoratra nadika [en]

Ny fangalana ireo takalon'aina avy any Hong Kong tany Manila tamin'ny Alatsinainy lasa teo, izay nampifoha ny fahasorenana maneran-tany mikasika ny fandatsahan-drà, dia nahatonga ireo Filipiana hiala tsiny tamin'ny alalan'ny pejy tao amin'ny Facebook.

Ny pejy “Hong Kong, mifona izahay tamin'ny zava-nitranga” dia manana mpankasitraka ...

[Link]