Blaogasyfera
Les fils de syndication des blogs ci-après sont mis à jour automatiquement au fur et à mesure des publications.
Blaogy.com » Voaompa nefa tsy mihemotra ny Mpitondra Fivavahana
Nivaly sahady mialoha ny famalian'ny Kaominina andrenivohitra Antananarivo ny valinteny avy amin'ny Prefektioran'ny polisin' Antananarivo. Araka ny nolazain'ny iray amin'ny mpitarika ao amin'ny hetsiky ny mpitondra fivavahana dia tokony ho ny ao amin'ny fitantanana an'Antananarivo aloha no mamaly na tsia amin'ny hanekena ny fangatahan'ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana ny kianjan'Ambohijatovo, nefa moa dia tsy vitan'ny hoe nisongona namaly ny hafa ... [Link]
Le BUS clubbing Antananarivo » BUS Concert : The SHOPPINGS (tournée internationale) ven 26/03/10 à 20h00
La musique de The Shoppings s'écoute comme on lit un recueil de nouvelles qui conte les aventures d'une jeunesse « trop » branchée. Les personnages dépensent beaucoup d'argent pour s'habiller, sortent tous les soirs, ne fréquentent que les lieux en vogue, fantasment sur la vie des stars du showbiz. Au fil des rencontres les personnages mi‐fictifs, mi‐réels; mi‐anges, ...
[Link]malagasy » Malama | Glissant | Soapy [Genève]
Nandrivotra sady namirifiry ny andro taty Genève nanomboka andro vitsivitsy izao. Miravaka endrika kanto ny morom-parihin’i Genève. « Raràna ny mitsambikina sy ny milomano » avy eo amin’ity fihantsonana ity | [FR] Il a fait un temps tempêtueux avec un froid polaire ces derniers jours à Genève. Les bords du lac de Genève offrent des spectacles féeriques. « Interdiction de sauter et de ... [Link]
Blaogy.com » Miroroa am-piadana Jean Gabin !
[Link]
Blaogy.com » Une directive pour la vie
Allez mes frères et sœurs, si vous ne savez pas quoi faire de votre vie, je vous donne la clé de succès et du bonheur, le sens de la vie quoi.
Quel est le sens de la vie? A quoi ça sert de vivre? On vit pour quoi? Pour qui? Pour où? Pour quand? … Trop de questions que ni la ...
[Link]Blaogy.com » Samy vehivavy sy mandeha ny sivana
Andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy tokoa ny andron'ny alatsinainy 8 marsa 2010. Tsaroana tokoa fa tsy nisy loatra ny fotoana nahafahana nankalaza azy ity tamin'ny herintaona noho ny toe-draharaha tao anatin'ny hafanana politika indrindra. Efa niseho tamin'ny fikomiany manko ny miaramilan'ny Capsat tamin'izany fotoana izany. Fa toe-javatra hafa kosa no niseho tamin'ity taona ity fa dia nomarihina manokana tokoa ilay ... [Link]
Blaogin' ikalamako » Un Grand est parti et a emporté avec lui…une voix du Sud profond.
Le “Pays des épines”, comme tout Madagascar, pleure son icône, celui qui - par sa voix bêlante - faisait fondre les coeurs sensibles. Ainsi nous quittait un Grand. Il est parti aux rythmes des percussions, des lokanga, des marovany accompagnés de la danse guerrière antandroy ; il a emporté avec lui sa belle voix basse, une partie de notre patrimoine culturel ...
[Link]Mialy s'en fout! » Femme
Je suis désolée de le dire mais… le 8 mars malgache est une journée ennuyeuse. Depuis une quinzaine d’années, en tout cas. Et la tradition de la morosité a été respectée, cette année. Ce qui est un peu curieux parce qu’en fait…
Être une femme, vivre la vie d’une femme, habiter le corps d’une femme, avoir des pensées de ...
[Link]Blaogy.com » Femme, Like YoU
Teny Ifampierana, Ivato
![]()
Blaogy.com » Zay mangina volamena!!!! saingy toa aleo miteny ihany na dia ho varahina aza!!!!
Eny herintaona mahery zay no tsy nanoratra intsony. Leo angamba sa tofoka!!!! Zao anefa herintaona aty aoriana dia voatery miteny na dia ho varahina satria tena tsy nisy fiovana ny toe-draharaha.
Nihamafy fo sy nanampi-tsofina (azafady indrindra fa manampahefana no resahana nefa izay no zavamisy) ary tena manao bontolo ity fitondrana ity hatrizao. Tanora tokoa ve? Sa voan'ny sagondi-panina ataon'ireo efa ...
[Link]Blaogy.com » RY ANDRIAMBAVILANITRA
Atolotra ho antsika androany 8 mars ity hira ity ho fankasitrahana antsika.
DAME,
Dame, je suis ton chevalier dans une brillante armure et je t’aimeTu as fait de moi ce que je suis et je suis tienMon amour, il y a tant de façons par lesquelles j’aimerais te dire « je t’aime »Laisse-moi te serrer dans mes bras ... [Link]Blaogy.com » Mankalaza ny vehivavy rehetra amin'izao andron'ny fety iraisam-pirenena izao.
Le genre musical rock est apparu vers 1950 aux États-Unis. Le rock ressemblait alors à un mélange de jazz, de blues et de country music, mais aussi de bluegrass et certaines influences folk ou européennes ne sont pas à négliger. Depuis, le rock a évolué et il est maintenant devenu un style de musique puissant et très varié. ...
[Link]Carnet de vadrouilleurs »
7 mars : Visiter Tamatave et les alentours... dans "Tamatave au quotidien"
27 février : Grande soeur / Petite soeur... dans "Meva et Mirana"
11 février : trois nouveaux posts et plein de photos !! dans "Paradis secret"
31 janvier : Hop un tit week-end à Foulpointe ! dans "Escapades autour de Tamatave" dans "Au bout de l'île"
15 janvier ...
[Link]Carnet de vadrouilleurs » Que faire pendant quinze jours à Tamatave (et aux alentours) ?!
Granny G en direct de londres est venue nous rendre visite à mada... une bonne quinzaine de jours en famille... une bonne quinzaine de jours à faire visiter tamatave et la région... comme on était en vacances nous-même, on s'est surtout concentré sur les alentours que sur ce qu'il y a à voir dans la ville même (pas honte de ...
[Link]malagasy » Niala-satroka Ravalo | Ravalo s’est découvert | Ravalo uncovers himself
Hitako taty Genève indray Ravalo tamin’ity herinandro ity raha namangy ny Fampiratiana Iraisam-pirenenan’ny Fiarakodia aho. Dia toa anisan’ny zava-baovao hono io miala-satroka na tsy misy tafo io. Ireo izay mahalala ahy dia mahafantatra fa havanàna kokoa aho miresaka bisikleta toy izay fiarakodia ka dia mankafìza ireo mpiangaly vroom -room rehefa mba manapariaka sary fiarakodia aho [...]
[Link]
Blaogy.com » Hatsikana mandritra ny tontolo andro
Na dia saiky tsy hiresaka momba ilay atrikasa antsoina hoe teny ifampierana izay hala-tahaka avy amin'ny loabary andasy izay tontosaina ny andron'ny alakamisy 4 sy ny zoma 5 marsa eny amin'ny Tranom-pivoriana iraisam-pirenena Ivato aza ny tena dia tsy tana fa mba hanoratra kely ihany. Zava-nahatsikaiky manko no tsipalotra ka aleo resahina kely!Ho fanombohana ary dia tsaroana izay sariitatra vahiny ... [Link]
Blaogy.com » Tonga soa betroka!
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy. [Link]
Blaogy.com » All our tiffany necklace jewelry is wrapped and boxed in thick plastic wrap
When referred to replica jewelry, most people will think of low quality and badly-designed jewelry sold in bulk. I must say that you are wrong! Now many products adopt the replica method so as to get more benefits. Do you know that Tiffany also sell its products in replica? You can find many online stores selling replica Tiffany jewelry.
What most ...
[Link]Blaogy.com » HIRAN'NY MATOY
Variana ery aho nisavasava ny raki-tsary niely tao amin'ny facebook mikasika an'iny sehatry ny "ALIN'NY MATOY" iny. Dia tena fety tokoa anie ny teny ! Resy lahatra aho fa mbola betsaka ny Malagasy voasarik'ireny angalin-tononkalo ireny. Manontany tena ihany anefa aho fa sao dia nohon'ny maha matotra sy be traikefa an'ireo nanafana ny lanonana no nahabetsaka ny olona ?
Raha ... [Link]
Blaogy.com » Tonga soa zakilinina!
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy. [Link]
Blaogy.com » Bibiolona
Trangam-piaraha-monina eto Madagasikara amin'izao fotoana izao indray no ambara etoana. Malaza indray izao resaka bibiolona izao amin'ny faritra sasany. Roa ny toerana ankalazana azy ity fatratra dia eny Ankatso sy eny Andoharanofotsy. Fifanandrifian-javatra mampihomehy ihany rehefa dinihana.Tamin'ny andron'ny Fanjanahantany dia nalaza dia nalaza izao mpaka ra na mpaka fo izao. Tsy niezaka ny nandiso izany sahoan-dresaka izany ny Mpanjanaka na ... [Link]
Blaogy.com » Tonga soa touk!
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy. [Link]
Blaogy.com » Ary raha ohatra ka atao hoe
* Mandat 2 ihany fa tsy azao atao successifs ( tsy maintsy elanelanina 5 taona) ary azo empecher-na ny prezida. Bedabe ny firenena Latino manao an'zany... Soratana explicitement hoe raha misy ny fanavaozana ny lalampanorenana dia ity tsy azo ovaina.
* Tsy asiana praiminisitra fa tonga dia ny prezida ihany no lehiben'ny governemanta... otran'ny USA
* Ny parlemanta no mifidy ...
[Link]malagasy » Mora mora [Genève]
Aty, rehefa migadona ny volana Martsa dia miverina koa ireo filaharan’izato fiarakodia marobe mitanjozotra manerana ny tanàna, nohon’ny hamaroan’ireo mpamangy ny Fampiratiana Iraisam-pirenenan’ny Fiarakodia eto Genève izay misokatra amin’ity herinandro ity. Taorian’ny fakandrivotry ny ririnina izay naharitra herinandro dia miditra androany ny mpianatra eto Genève. Peta-tsoratra maro izay notanterahin’ireo mpianatra amin’ny tenin-drazany no mandravaka ireo [...]
[Link]






License