Author Profile: Randrianandrasana
Nom: Bruno JackyPrénom: Randrianandrasana
Website: http://fampandrosoana.blogspot.com
A propos »
Je suis un amateur de la littérature. J'écris pourtant en amateur des poëmes, des pieces théatrales, des essais et des critiques. Je suis enseignant à l'Ecole Normale Luthérienne Fandriana. Je suis soucieux de l'efficacité de l'enseignement pour tirer Madagascar de sa "perdition" actuelle. Je suis partisant de la non-violence sur toutes ses formes. Je suis Chrétien. Je suis convaincu que Jésus-Christ est Fils de Dieu et qu'Il seul est le Sauveur du Monde.Publications de Randrianandrasana »
Variana amin’ny tombon-tsoany loatra ny Mpitondra
2 décembre 2007 in Langue (Mg), Développement
No Comments
Homa-miadan’ny toe-tsaina no anaran’aretina tena tandrify ilay fomba fihevitra mamohetra mitarika ny Malagasy hilomano mifanohitra amin’ny rian’ny fandrosoana tena izy. Tsy mihisatra fotsiny ny fampandrosoana mba imasoana fa tena toa hivily lalan-kafa mihitsy koa aza, noho io aretina io. Ny fanonontononana hoe: “Fampandrosoana, Fampandrosoana” mba ho entina mampandry adrisa fotsiny dia tena fanimbana ny […]
Fampandrosoana inona ity resahana betsaka any Madagasikara ity?
30 novembre 2007 in Langue (Mg), Développement
20 Comments
Ndeha ary hiresakafampandrosoana e!Samy mahay miresaka daholo rehefa mahazo ilay fitaovana idiran’ny feo kendrena hanjary ho avo rehefa mikarantsana mivoaka amin’ilay vata fanamafisana iny, samy mailaka manoratra avokoa izay efa ampy fahazarana ka mahazo ilay fitaovana fitendry ho fandrafetana ny teny avy eo imolotra sy ny hevitra avy ao an-tsaina hanjary soratra azo vakiana eo […]


License