Author Profile: news2dago
Nom: AndrianasoloPrénom: Eddy
Website: http://www.news2dago.co.cc/
A propos »
Publications de news2dago »
Manandevo ireo mpampiasa vahiny
17 juin 2008 in Langue (Mg), Société, Témoignages5 Comments
Hiova endrika kely ny vaovao omeko anareo androany! tranga niseho any @ fiasana samy hafa any no ho tanteriko aminareo satria adidiko izany mampahafantatra ny zava-misy rehetra izay mba fantatra sy heno @ ireo namana sy havana sasany. Iarahana mahalala moa ankehitriny ny asarotan’ny fitadiavana asa ka dia miafy @ izay hita sy azo aloa [...]
Misy rivodoza vao niforona indray
22 mars 2008 in Actualités, Blogging, Environnement, Langue (Mg), Médias4 Comments
Tsy afabela e! izay no teny tsotra sy mora hilazana an’ity mahazo ny malagasy ity! satria dia hitsidika ny any@ faritra SAVA ato anatin’ny 48h i LOLA na ilay rivodoza vao niforona ao avaratr’i Madagasikara ao! raha ny vinavina navoakan’ny CNN t@ 15:30 UT Ampitapitao malaky indray ity vaovao ity raha azo atao ! cyclone
Ahoana ny fomba hitazana ny ankizy?
27 février 2008 in Langue (Mg), Société20 Comments
Tena manahirana ny mitaiza ankizy ankehitriny ary tena olana iray lehibe eo @ fiaramonina izy ity @ izao fotoana izao! Ny ray aman-dreny moa dia lasa mikapoka rehefa tena maditra sy tsy laitra tenenina ny ankizy! ny zanaka tiana tokoa tsy tokony hotsitsina rotsakazo hoy ny fitenena! Ny olana anefa dia mety handratra ny ankizy [...]
Fiakaran’ny tosi-drà!
21 janvier 2008 in Langue (Mg)3 Comments
Tena anisan’ny aretina mitarika ny fahafatesana ny fiakaran’ny tosi-drà ka tokony ho mailo ny rehetra @ izao vanim-potoana misy antsika izao mantsy dia maro ny tanora no be tosi-drà ka mety misy ny tapaka lalandrà raha tsy voaramaso sy manaraka fitsaboana tsara! Betsaka ny mety mahatonga io tosi-drà miakatra io mety avy @ fifohana sigara [...]
Hanao défi @tsika hono ny sinoa
14 janvier 2008 in Actualités, Langue (Mg), Société5 Comments
Loza ny asahin’ity sinoa iray ao @ orina’asa afa-kaba izay sahy nilaza ampahibemaso mihitsy oe:”Andao ianareo malagasy rehetra eto ianareo 17 millions mipetraka eto madagasikara tsy misy anjanona na tamingany iray aza alefa mipetraka any sina dia entinareo daholo ny harena rehetra anareo teto izay mety ho fananareo tsy misy avelanareo eto fa entinareo any [...]


License