Author Profile: Mitiyu
Nom:Prénom:
Website: http://
A propos »
J'aime ma patrie et je ne veux que son bienPublications de Mitiyu »
Fa lasa aiza ny ambompom-pirenena?
26 octobre 2011 in Actualités, Communauté, Développement, Identité, Langue (Mg), Politique, SociétéNo Comments
Mahasadaikatra, mahatezitra ny mahita sy maheno amin’ny haino aman-jery fa TSY MISY TIAN’NY MPAMATSY VOLA ireo olona natolotra ho safidianina ho Praiminisitra. SAtria ve any aminy ny vola dia tsy maintsy milefitra sy manao izay safidiny satria matahotra ny tsy hahazo famatsiam-bola? Ary ireo famatsiam-bola azo hatramin’izay ve tena nampiasaina tsara zato isan-jato amin’ny tokony [...]
Tout à moindre prix
4 octobre 2011 in Actualités, Blogging, Culturel, Développement, Langue (Mg), SociétéNo Comments
La question qui s’est posée en amont de ce post était: « est-ce que les produits de luxe ont-ils leur place à Madagascar ». Cela a quand même soulevé un long débat durant une soirée de de retrouvailles entre quelques anciens d’un institut de renom assimilé à une école de commerce. En faisant l’état des lieux, un [...]
Ianao no heriko…
30 septembre 2011 in Blogging, Communauté, Développement, Langue (Mg), Société, TémoignagesNo Comments
Tsy dia mahazatra loatra angamba ho an’ny mpitoraka no miresaka fivavahana amin’ny blaoginy. Ary nahatsapa ihany koa ny tena fa tao anatin’izay taona maro nanoratana izay dia tsy mbola nisy na indray mandeha aza nisaorana sy niderana an’Andriamanitra noho izay soa rehetra nomeny sy izay fanampiana nataony hatrizay. Midera sy mankalaza Azy aho ankehitriny fa [...]
vers une numérisation excessive de la société urbaine
20 septembre 2011 in Actualités, Blogging, Communauté, Développement, Langue (Fr), Médias, Ohabolana, SociétéNo Comments
La vie dans les villes est, semble-t-il, plus enrichissante qu’ailleurs. On peut s’enrichir financièrement qu’intellectuellement. Un peu moins moralement, certes et on peut aussi beaucoup perdre. Quoiqu’il en soit, l’écrémage de la ville sur les autres localités a toujours montré les nouveautés et les tendances. A Madagascar, dans plusieurs localités, bien s’habiller se résume souvent [...]
fetifety sy harona plastika
6 septembre 2011 in Blogging, Communauté, Culturel, Features, Identité, Langue (Mg), SociétéNo Comments
Mampalahelo mahamenatra fa raha vao resaka korana na fanasàna mihaja ka arahina resaka harona plastika dia ny mitranga eny Iavoloha isaky ny taom-baovao na isaky ny fetim-pirenena no avy hatrany dia miverina ao anatin’ny resaka ifanaovan’ny olona. Lasa fombafomba ve sa izay no vokatry ny fahantrana ka toy ny tongo-bakivaky, sady maharary no mahamenatra? Ny [...]
ny toe-tsaina hoe?
3 septembre 2011 in Blogging, Communauté, Culturel, Développement, Identité, Langue (Mg), Société3 Comments
Isaky ny misy adi-hevitra na resadresaka momba ny fiaraha-monina malagasy dia miverina matetika io resaka toe-tsaina mila mivoatra sy mila asiam-panavoazana io. Samy miteny avokoa izay te hiteny, samy milaza mahatsikaritra ny tsy mety amin’ny fiaraha-monina avokoa izay manambara. Ny fanontaniako dia tsotra ihany : « Amintsika na aminareo rehtra izay milaza fa mila manova toe-tsaina [...]
Bloguer… toute une histoire pour moi
30 août 2011 in Langue (Fr)4 Comments
Bloguer était un néologisme pour moi il y a cela une dizaine d’année. Kézako? Quelques temps après, j’ai pu trouver toute une liste de skyblogs qui ne me disaient rien du tout, à la limite m’énervait car mal écrits et souvent étaient puérils. Je ne me vante pas de bien écrire, non loin de là, [...]


License