• Enti-mody « Aza ampijaliana ny tenin-tsika » , Cyberfety ô !

    Hoy Lapino hoe : Eritreritra nandalo, tsy dia hita izay maharatsy azy, andao isika hanao buzz kely indray e. Ataontsika lalaon-tagy tsy misy tagy izy, dia io tenin’i DadaRabe io no lohateny ampitondraina azy. Izao ary no fandehany : * Ato anatin’ny 2 volana, dia angatahina samy mba hanoratra bolongana iray avy momba ny fitsipiky ny teny malagasy * Raha azo atao dia mifandraika amin’ny hadisoana matetika fahita * Malalaka ny endrika sy ny fomba hanoratana azy * Izay mazoto sy mahavita 2 na mihoatra dia vao mainka tsara * Rehefa avy manoratra, ny rohy na ny adiresin’ilay bolongana misy ny lalao dia alefa commentaire any amin’ireto bolongana ireto mba…

  • Lalao : “Aza ampijaliana ny tenintsika” ao amin’i Lapino

    Ny fahitako azy hoe tokony mba handray anjara daholo tsika rehetra, na ny ankizy ny Foko Blog Clubs avy any Mahanjaga sy Toamasina, na ry Marc any Maroc, na i Mirana any Calgary, na MadMada tia ny Madagasikara, na i Jogany izay tsy mahay manoratra amin’ny teny gasy ! Misaotran’i Lapino nanolotran’ity sosokevitra ity : Eritreritra nandalo, tsy dia hita izay maharatsy azy, andao isika hanao buzz kely indray e. Ataontsika lalaon-tagy tsy misy tagy izy, dia io tenin’i DadaRabe io no lohateny ampitondraina azy. Izao ary no fandehany : * Ato anatin’ny 1 volana, dia angatahina samy mba hanoratra bolongana iray avy momba ny fitsipiky ny teny malagasy *…

  • Février sous tous les tons/temps

    En ce mois hivernal, pluvial et bissextile, La blogasyfera a été emportée par tous les vents. Ivan a laissé désolations et tourments. Solidarité et Engagement, il en a beaucoup été question. Saluons le courage, la témérité, l’investissement, La dédication et l’humanité investies spontanément. Ma blogasyfera n’est pas de celles qui tombe sous la désespération. Pour les enfants du pays, elle s’animera et rêvera. Pour la Langue Malagasy, elle rédigera et honorée sera. Pour mieux se connaître, elle se dévoilera Pour garder l’harmonie, elle chantera Je dédis cet article aux fans, aux optimistes et aux bloggers au grand coeur.

  • And the winners are :

    Dans le but de promouvoir le journalisme citoyen à Madagascar, et récompenser les bloggers déjà très nombreux dans la communauté Internet malagasy qui prennent part à la conversation globale, FOKO vous annonce les BOMBS :       Pour en savoir un peu plus sur le Jury c’est par ici (biz’oroka puissance 600 ! car ils nous ont pas mal suspensés!), le barème c’est par là , les prix ah ah ah..