Author Profile: Jentilisa

Nom: Zo
Prénom: Andriamifiditsara
Website: http://jentilisa.blaogy.com

A propos »


Publications de Jentilisa »

Ny leson’ny tantara tamin’izay nitranga ny alakamisy 19 febroary 2009!

20 février 2009 in Politique
2 Comments

Mbola tsy aritra mandrakariva ilay tafika resy tosika teo anatrehan’ny vahoaka omaly teo anatrehan’ny vondron’olona omaly 19 febroary 2009. Hita manko fa tena fihatsarambelatsihy sy fombafomba fotsiny no nataon’ny tafika teo fa tsy zavatra hafa mihitsy. Nefa ny zavatra toy ireny indrindra no itarafana indray ny tantara efa nitranga teto Madagasikara tamin’ny vanim-potoana tsy nampoizin’ny [...]

Lire la suite >>

Misaotra ny « le Quotidien » ihany.

21 février 2008 in Langue (Mg), Médias
1 Comment

Marina fa ao anatin’ny voina isika Malagasy eto Madagasikara amin’izao fotoana izao nefa izany tsy tokony hahatakona ny voninahitra azon’ny mpamaham-bolongana Malagasy amin’izao fotoana izao. Misy tokoa ny miezaka ny hahatontosa zavatra goavana na dia mbola vao haingana aza no tafiditra amin’ny sehatra. Efa mahasongona anay mihitsy ny fampitam-baovaon’i AvyLavitra ary iderana azy manokana izany. [...]

Lire la suite >>

Ho fanavotana olo-mahantra iray!

28 décembre 2007 in Communauté, Langue (Mg), Société
No Comments

Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fetin’ny krismasy na noely sy ny faran’ny taona isika amin’izao fotoana izao. Raha ny tokony ho izy amin’ny noely dia filazana ny vaovao mahafaly ny olon-drehetra ary ao anatin’izany ihany koa ny mahantra. Ity resaka alefako eto ity dia mikasika olona iray manokana any Colombia, any Amerika Latinina any.(vakio eto ny [...]

Lire la suite >>

Baolina, vehivavy, delestazy jirama ary zavatra hafa koa

3 décembre 2007 in Langue (Mg), Revue des blogs
14 Comments

Lohahevitra maromaro tokoa no nobanjin’ny mpamaham-bolongana (mpiblaogy hoy ny maro) Malagasy nandritra iny volana Novambra iny. Ny resaka momba ny baolina fandaka, ny vehivavy, ny delestazy miaraka amin’ny jirama ary zavatra hafa koa no hamahanako anareo eto aloha. Voalohany dia hiainga amin’ny zavatra tsy ankafizin’ny vehivavy loatra aloha koa aza tsiny indrindra re. Ilay ho [...]

Lire la suite >>

Avy mangataka izahay

3 novembre 2007 in Culturel, Langue (Mg)
4 Comments

Avy mangataka izahay Ka indreto izahay haka ny anay Inona re no alainareo Fa omena anareo raha mbola eo? Ny teninay re no alaina Fa ilaina mba hajaina Iza re no haka azy Iza no sahy Mitsangana! Indreto avy izahay Hamelona indray K’atolory amin’izay Amin’ny firy no fotoana fa tsy ataotao foana ndrao lasan’ankaso Izao [...]

Lire la suite >>

@ tantaran’i Madagasikara

3 février 2007 in Culturel, Identité, Langue (Mg)
18 Comments

Tery aho ny hanoratra eto haingana noho ny adi-hevitra mety ho teraka vetivety tamin’ilay lahatsoratra vao hitantsika mikasika ny tantaran’i Madagasikara. Tsy manam-pahaizana momba ny tantara ny tena nefa dia tena tia handalina ny tantaram-pirenena tokoa. Fantatsika rehetra aloha fa tena mbola vitsy ny raki-tsoratra mikasika ny tantaran’i Madagasikara. Mbola ezaka manokana noho izany ny [...]

Lire la suite >>