Author Profile: Ikalakely
Nom:Prénom:
Website: http://www.ikalakely.blogspot.com/
A propos »
Publications de Ikalakely »
V-Day Malagasy
8 mars 2008 in Communauté, Langue (En), Langue (Fr), Langue (Mg)8 Comments
Henoy kely ange e »Tantaraiko anareo ny nahatonga ahy hankafia ny lalan-kitsom-pahafinaretako. Somary hanano sarotra ihany satria tsy dia ara-dalàna loatra ». »J’ai été violée par des militaires durant la guerre puis rejetée par mon village, je ne ressens plus rien de mon vagin décharné » “Because despite efforts, women continue to be victims of violence, on [...]
Miakatra ny vokatra e!
31 janvier 2008 in Blogging, Langue (Mg), Revue des blogs6 Comments
Taona 2008, Volana janoary. E? Nisy nahatsikaritra ve ianareo fa tamin’ny 09:47 ny lahatsoratra voalohany nosoratan’i mpiblaogy? Dia tsy haiko aloha nareo an, fa isan’andro kosa teo aloha teo tsy maintsy mba nangitakitaka ihany niandry ny valin’i bestofmalagasyblogs e. Ny nampilay an’io fifaninana io dia nahitana mpitoraka bilao-gy be dia be an; misy mpilalao fanafody [...]
Fady io Raketaka
22 novembre 2007 in Culturel, Langue (Fr), Langue (Mg)5 Comments
Anisan’ny zavatra mahaliana sy mahavariana ny resaka fady eo amin’ny fiainan’ny Malagasy. Ireto ary misy fady vitsivitsy, dia anjaranao sisa… > Ho an’ny vehivavy bevohoka ka tsy te ho afa-jaza – Mihinana hena avy amin’ny mpamora, lahy ny zaza (pour avoir un garçon: assister à une circoncision et demander à celui qui a pratiqué l’opération [...]


License