Author Profile: Hery

Nom:
Prénom:
Website: http://hery.blaogy.com

A propos »


Publications de Hery »

Ny Ainga - Revy mbola mitohy

By Hery
3 décembre 2007 in Langue (Mg), Loisirs, Culturel
5 Comments

Nandritra ny fialan-tsasatra tany Madagasikara farany teo dia ny tarika Ny Ainga no hitako hoe artistam-bahoaka (dika tsotsotran’ny hoe populaire) indrindra. Koa angamba rariny raha asiana resaka kely eto amin’ity blaogy ity androany.More…Taloha aho dia mba tia ny hiran’i Ny Ainga koa toa ireo tovolahy sy tovovavy nitovitovy sokajy, saranga, taona, revy tamiko. “Revy milay”… […]

Lire la suite >>

Izay tsy miady olom-bodo

By Hery
28 novembre 2006 in Langue (Mg), Actualités
3 Comments

Ohabolana malagasy ny hoe “Izay tsy miady, olom-bodo fa ny to fo mamosavy”. Fa mbola fomba fitenenana malagasy koa ny hoe “Manao vazaha mody miady”. Ilay voalohany milaza hoe olona adala izay tsy miady fa ilay mitana an-dolom-po no tsy mety. Ilay faharoa kosa dia ny mifanohitra tanteraka amin’izay: rehefa miady dia miady fa tsy […]

Lire la suite >>