Author Profile: Dotmg

Nom:
Prénom:
Website: http://dotmg.net/djoblog/

A propos »


Publications de Dotmg »

Ho avy aho.

19 mars 2007 in Langue (Mg)
6 Comments

Malala ô, Ny zanatsika roa, ampatorio aloha, fa te-hahita an-dria aho. Ny entana sy trano Diovy, sasao rano fa te-hahita an-dria aho. Ny rano omano am-patana hifampandroana vatana fa te-hahita an-dria aho. Malala ô, Ilay varavarana io aleo hitafitafy Hidirako io anio F’izaho tsy hihafihafy. Tsy adanadana anefa raha toa tsy manahirana, antonona ahy io [...]

Lire la suite >>

bandy iray, sipa iray, tantara iray, …

8 février 2007 in Culturel, Identité, Langue (Mg)
12 Comments

Malomaloka mahangômangôma ny andro, ilay mahakamokamo tsy maha-te hiasa iny. Vao avy bedin’ny mpampiasa ireto mpiasa roalahy fa tsy mahafa-po loatra hono ny fandehan’ny asany ary norahonany fa tsy hahazo fisondrotan-karama amin’irỳ taona vaovao irỳ raha tsy mahatratra ny vokatra enjehina. Efa fomban’ny mpampiasa ihany itỳ toetra itỳ ikarohana fomba handavana ny fisondrotan-karama ho an’ireto [...]

Lire la suite >>