Author Profile: Avylavitra

Nom: Maminirina
Prénom: RADIFERA RANAIVOSON
Website: http://gazetyavylavitra.wordpress.com

A propos »

Technicien réseau

Publications de Avylavitra »

Vaovao mafàna (source 97.6 FM)

19 février 2009 in Actualités, Langue (Mg), Politique, Société
2 Comments

Avy any Toamasina: Tanteraka ny famoriam-bahoaka nomanin’ny CRN tany an-toerana. Nisy ny fisamborana. Voasambotra tamin’izany i Tabera R..manatsoa. Raha naka sary izany rehetra izany ny mpanao gazety avy amin’ny TV Plus dia sady niharan’ny daroky ny mpitandro filaminana no nalain’izy ireo koa ny camera fitaovam-piasany Nosamborina sy nalaina am-bavany tany niaraka tamin’ny namany iray ity [...]

Lire la suite >>

Ny teny Malagasy ho fampianarana ny zaza Malagasy

17 juillet 2008 in Développement, Langue (Mg), Politique, Société, Témoignages
1 Comment

Haverina amin’ny teny Malagasy ny fampianarana eny amin’ny ambaratonga fototra (primaire) araka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny fitondram-panjakana. Momba izany no nanasàn’ny fahitalavitra tsy miankina iray (TVPlus) ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny Ambaratonga Ambony RATREMA William, sady mpanorina ny vondrom-panabezana ACCEEM ihany koa.. Ny mpanao gazety nanasa azy kosa dia Onitiana Realy Indro tateriko ho anao etoana [...]

Lire la suite >>

Fetin’ny aterineto Malagasy

30 juin 2008 in Actualités, Culturel, Langue (Mg)
4 Comments

Raha vao miresaka solosaina, dia tsy maintsy tonga ao an-tsaina ny momba ny aterineto. Ary raha vao miresaka aterineto dia tonga indray ao an-tsaina ny mailaka, ny resaka mivantana, ny lalao, ny fitadiavana namana, sns… Izany hoe raha tsorina dia ny « mahafinaritra » no betsaka ampiasan’ny olona ny aterineto. Ireny no be mpitsidika raha vao mitopy [...]

Lire la suite >>

Tafaverina aho

30 juin 2008 in Communauté, Langue (Mg), Société
1 Comment

Miarahaba anareo rehetra namako tato ary mbola namako  hatramin’izao. Faly aho tafaverina eto rehefa nisy olana kely ny acces teo aloha. Dia ho avy izany ny soratroratra e! Ny fetin’ny aterineto no hanaovana tatitra eto fa eo am-panoratana sy manao fanitsiana. Angamba rahampitso raha sitra-pon’Andriamanitra. Ankoatra an’izay dia milaza vaovao fohy momba an’i KAMBA: Salama [...]

Lire la suite >>

Cyclone « JOKEWAY? » indray

5 mars 2008 in Environnement, Langue (Mg)
2 Comments

 Vaovao voaray tamin’ny 13h Madagascar: Misy cyclone ao amin’ny Ocean Indien. Jokeway no nahenoako ny anarany (miala tsiny raha diso ny fanoratra fa ny fanenony no raiso. Ny zava_dehibe dia ny fiampitan’ity vaovao ity haingana). Mikisaka miakandrefana izy io ary mamonjy an’i Diego raha ny fizotrany. Mbola any amin’ny 190km miala an’i Diego ao amin’ny [...]

Lire la suite >>

Cyclone IVAN tetoTana

20 février 2008 in Communauté, Environnement, Langue (Mg), Société, Témoignages
3 Comments

Ny sary rehetra momba ny fandalovan’i IVAN teto Tana dia hitanao ao amin’ny http://www.flickr.com/photos/23374141@N04/  catastrophe, cyclone IVAN, inondation, loza, tondradrano

Lire la suite >>

Rotsirotry

29 janvier 2008 in Environnement, Langue (Mg)
4 Comments

Nandalo teny aho omaly (Rotsirotsy Andravoahangy akaikin’ny EPP) dia toy izao no zava-msiy. Efa nisy fanamboarana izy io fa dia asa na ny ataon’ny mponina no tsy manjary ka manentsina ny dalles, na ny mpivarotra amoron-dàlana sy ny mpandalo manipy sachets sy tavoahangy platika anaty tatatra no mahatonga ny toy izao. Jereo anie e! Efa [...]

Lire la suite >>