Author Profile: Avylavitra

Nom: Maminirina
Prénom: RADIFERA RANAIVOSON
Website: http://gazetyavylavitra.wordpress.com

A propos »

Technicien réseau

Publications de Avylavitra »

Bazar de Noel sy fifamoivoizana

23 décembre 2011 in Langue (Mg), Société
No Comments

Rehefa miresaka fandaniana ihany isika dia tsy afa-mivaona amin’ny resaka tsena. Tsy ny tsena rehetra koa anefa no hahaliana fa tsena iray miavaka sy mandalo fotsiny ihany. Dia ny Bazar de Noel….BAZAR DE NOEL, milay fa tohizo eeee! Isan’andro no fetin’ny mpivarotra

Lire la suite >>

Any amin’ny CAPSAT, hono, no misy vola?

21 octobre 2009 in Communauté, Langue (Mg), Témoignages
1 Comment

Misandratr’andron’ny Alatsinainy, amin’iny tohotohobaton’Antaninarenina iny. Miresaka ireto roalahy  (avy any amin’ny banky angamba) ary mitaraina ny iray fa toa tsy nisy vola ‘positionné’ tany amin’izay nalehany tany. Tsy hariny ny tsy hanontany ilay namany ny amin’izay tokony hataony. Teo no nahalalako fa hay miaramila ireto roalahy ireto, satria hoy indrindra ilay mpanontany: Fa ahoana ihany [...]

Lire la suite >>

Ny androaniko (23/04/2009)

23 avril 2009 in Actualités, Langue (Mg), Médias, Politique, Société, Témoignages
3 Comments

Androany vao tena nihatra ilay fandrarana fihetsiketsehana politika navoaky ny HAT. Vao maraina dia efa feno mpitandro filaminana ary tsy azo nidirana ny kianjan’Ambohijatovo. Nivorivory teny amin’ny manodidina teny aloha ny mpomba an-dRavalomanana. Nahitana azy ireo hatrany Ankazotokana sy Ambanidia ary Antsahabe. Eny fa hatrany Anosy sy Anosibe ary ny manodidina azy akaiky. Rahampitso moa [...]

Lire la suite >>

Kamba: Vaovao avy any Mahajanga

19 avril 2009 in Langue (Mg), Société, Témoignages
1 Comment

Nidina tany Mahajanga izahay tamin’ny faran’ny herinandro lasa (Paka) teo mba hanangona vaovao momba ny fianakavian’i Kamba, sy hamita ny adidy tsy vita ihany koa fony mbola nahateo am-bohitra ny razana. Nisy ny sary nentina avy any, toy ny sarin’i Kamba (miisa 3) talohan’ny famonosana azy (Nalaina tany amin’ny naman’i Diana Chamia), ary ireo sary [...]

Lire la suite >>

Fihaonana Andry RAJOELINA sy Marc RAVALOMANANA

21 février 2009 in Actualités, Langue (Mg), Politique
1 Comment

12h 38: Raha saika hisy ny diabe androany, dia naharay taratasy fiantsoana avy amin’ny anarany, nalefan’ny FFKM, ho fampihaonana azy amin’-dRAVALOMANANA Marc, amina toerana tsy an’ny atsy na ny aroa. Androany amin’ny 1 ora (13h) izay fihaonana izay, ary dia nofoanana aloha izao tamin’ny 12 ora 38 minitra izao ny diabe saiky hatao. Miandry izay [...]

Lire la suite >>

Herintaona lasa tokoa mantsy izay!

20 février 2009 in Langue (Mg), Société, Témoignages
No Comments

Avy tsy mitsahatra ny erika ao an-tokontany ao izao hariva izao. Sady mangatsiaka be ny andro. Manoatra noho ireny andro ririnina ireny. Angamba koa efa zatra ilay hafanana nigaingaina nandritry ny andro vitsivitsy teo aloha teo ny tena. Efa nalefa ihany moa ny hafatra fa hoe misy andro ratsy miforona any akaikin’ny morontsioraka any amin’izao [...]

Lire la suite >>

KAMBA kelinay sy ny coup de gueule avy amiko

19 février 2009 in Communauté, Langue (Mg), Société, Témoignages
3 Comments

Maro tamintsika mpikirakira aterineto no mahalala (na nahalala) ny tantaran’i Kamba, ilay zaza kambana nilàna fandidiana natao teny amin’ny HJRA Ampefiloha). Tsy vitsy koa no nahafantatra (ireo izay nanaraka hatrany am-boalohany ny tantara) fa tsy nankasitraka loatra ny hanaovana opération an’iny zanany iny ny reniny, noho, ny tahotra sy ny maro tsy tanisaina. Resin’ny sasany [...]

Lire la suite >>