Author Profile: Su

Nom: Su
Prénom:
Website: http://

A propos »


Publications de Su »

Ny via na viagn

4 mars 2007 in Culturel, Langue (Mg)
6 Comments

Miala tsiny aho aloha fa ho entiko any amoron-tsiraka atsinanana indray ianareo. Sao mantsy misy hilaza indray any ho any hoe, angaha dia ao amorontsiraka atsinanana ao ihany no misy zavatra. Io anefa no mba fantatro ary izay mba fantatro ao no tanteriko. Misy zava-maniry iray hita matetika eny anaty rano. Be vatana izy io [...]

Lire la suite >>

Ny fontsy

5 février 2007 in Langue (Mg)
9 Comments

Inona angaha izany hoy ianao? Raha mandeha any amin’iny faritra atsinanan’i Madagasikara iny ianao dia hahita fontsy be dia be, misy miteronterona eny ambony tendrombohitra ngazana toa miantsy ny zava-maitso hoe mba miakara ety raha mahatanty, ny sasany kosa miara-milenodenoka eny an’ala amin’ny hazo sy ny zava-maitso hafa isan-karazany. Na i Madagasikara aza no fiavian’ny [...]

Lire la suite >>