Author Profile: Dotmg

Nom:
Prénom:
Website: http://dotmg.net/djoblog/

A propos »


Publications de Dotmg »

kayfabe

30 janvier 2009 in Langue (Fr), Culturel
No Comments

Eh, tsy tantaran’i Andry sy Marc ity e! Tantara natao hampahatsiahivana anao ny nandresen’i Frantsa ny tolona tamin’ny taona 1947 fotsiny ihany, sy ny nahavitany nampangina ny menomenom-bahoka nandritra ny taona maro, taorian’io andron’ny fandravàna tamin’ny 29 martsa 1947 io. Ny voambolana hoe kayfabe dia azonao jerena ato: http://fr.wikipedia.org/wiki/kayfabe
Il était une fois un royaume, un […]

Lire la suite >>

What is … puzzlotto

23 octobre 2008 in Langue (Mg), Loisirs, Culturel
2 Comments

Puzzlotto [puzzlotto.com] dia kilalao (jeu) iray amin’ireny iPhone ireny. Tsy kilalao maimaim-poana izy fa vidiana 4.99$. Omaly izy no nanomboka ary ny mampalaza be azy ankehitriny dia mety hahazoana telopolo arivo dolara (30.000 $) raha ianao no mahavita azy voalohany.
Ny idirany amin’ny malag@sy miray? Miresaka momba an’i Madagasikara ilay kilalao, ary aty anaty alan’i Madagasikara […]

Lire la suite >>

Ny fianarana no maha-olona

11 juillet 2008 in Langue (Mg)
7 Comments

Manao ahoana ianao ry Dadatoa Rasamy.
Ahoana Ragasy a, misy azo atao an’ialahy fa tsy manam-potoana firy aho izao?
Eny tompoko, koa satria moa maika ianao dia … tonga dia ny votoatin-dresaka no hoentiko. Momba ilay resakao indray maka iry hoe vonona hanampy anay mianakavy ianao raha manana drafitr’asa maty paika hanatsarana ny fiainanay aho. Rehefa nandinika […]

Lire la suite >>

Ilay hazo mahagaga

1 décembre 2007 in Langue (Mg), Culturel
8 Comments

Indray andro hono, tao amin’ity fanjakana malaza anankiray, nisy hazo mamoa mahagaga naniry.
Hazo mahagaga: Tsy mila tondrahana izy, nefa tsy mety malazo fa maitso foana na vanim-potoana inona na vanim-potoana inona. Mamy tsy misy toa azy ny voany, sady mahavelona ihany koa, ary raha misy rantsana akana voany alatsinainy, dia miverina misy voany matoy hafa […]

Lire la suite >>

Bareas de Madagascar : Gros outsider

19 novembre 2007 in Sports, Langue (Mg)
5 Comments

Fandresena 4 no 0 hono no azon’ny ekipam-pirenena malagasy nanoloana an-dry zareo Komaoro, tamin’ny lalao miverina. (Mampihomehy fa ny fampahalalam-baovao sasany mitatitra 2 no 0, ny sasany mahita 4 no 1, tsy hay intsony izay tena marina fa ny azo antoka aloha dia nandresy isika ary tafakatra amin’ny dingana manaraka). Tamin’ny lalao mandroso mantsy dia […]

Lire la suite >>

Grève

28 juin 2007 in Langue (Fr), Témoignages
7 Comments

Ceci est une histoire vraie, et elle s’est passée il y a longtemps, quand BIANCO n’existait pas encore, quand ce n’était pas encore un certain chef d’entreprise qui était au pouvoir, et quand j’étais encore un étudiant.
J’étais étudiant à la Polytechnique de Vontovorona. Comme presque à chaque année, les leaders des étudiants ont décidé qu’il […]

Lire la suite >>

Ho avy aho.

19 mars 2007 in Langue (Mg)
6 Comments

Malala ô,
Ny zanatsika roa,
ampatorio aloha,
fa te-hahita an-dria aho.
Ny entana sy trano
Diovy, sasao rano
fa te-hahita an-dria aho.
Ny rano omano am-patana
hifampandroana vatana
fa te-hahita an-dria aho.
Malala ô,
Ilay varavarana io
aleo hitafitafy
Hidirako io anio
F’izaho tsy hihafihafy.
Tsy adanadana anefa
raha toa tsy manahirana,
antonona ahy io rehefa hoe
afaka idirana.
Ary mba tsy haneno ny
savily sy karetsaka:
Mba angalaon-dria menaka.
Dia iny no atenteno
Ataovy betsabetsaka,
fa te-hahita an-dria […]

Lire la suite >>