« Omeo rano » Jean Gabin Fanovona [23.08.1948-07.03.2010] courrierdemada.com – mars 2010 >>

Blog Action Day izany hoe andro iaraha-mientanan’ireo blaogy omaly faha-15 Oktôbra, ary ny rano no lohahevitra tamin’ity taona 2010 ity. Novoriana ho anareo etoana ireo diam-penin’ireo mpiblaogy Malagasy mandray anjara (nalahatra arak’izay ora nivoahany):

[Tsy afaka mivoy zavatra hafa ireo zaza amam-behivavy raha mbola very hery fotoana amin’ny fatsakana – tomavana : #Madagascar | Mpatsaka | Blog Action Day 2010 >>]

[L’auteur nous livre son point de vue de la situation de l’eau du pays – achille52: Blog Action Day 2010 : L’eau potable à Madagascar >>]

[How to disinfect water using a clean PET bottle? – ariniaina: #BAD2010 “Clean water at home” #Madagascar >>]

[Talking about water leads to talk about sanitation as well – avylavitra & FCandy: #BAD10 – Blog Action Day 2010 >>]

[Fahatsiarovan’ny fahazazana no itarihan’ny mpanoratra ny saintsika mpamaky hiresaka momba ny rano – simplex : Ranoooo miboiboiiiiika >>]

[Eau Vive, La Source, Olympiko, Sainto… tsy dokambarotra fa zary zatra amin’ny rano an-tavoahangy ny vahoaka ankehitriny – jentilisa: Ampihimamban’ny rano eto Madagasikara? >>]

[Témoignages autour des usagers des bornes fontaines publiques – ariniaina: #BAD2010 : « Chercher de l’eau à la fontaine » #Madagascar >>]

Ialana tsiny raha misy lahatsoratra hafa any ho any…misaotra mialoha amin’ny fampitampitam-baovaoa ahazahoantsika mameno ity lisitra ity 😉