Manangam-peo mikasika ny rano ireo mpiblaogy Malagasy | #Madagascar #BAD10
16 octobre 2010 by Tomavana
« Omeo rano » Jean Gabin Fanovona [23.08.1948-07.03.2010] courrierdemada.com – mars 2010 >>
Blog Action Day izany hoe andro iaraha-mientanan’ireo blaogy omaly faha-15 Oktôbra, ary ny rano no lohahevitra tamin’ity taona 2010 ity. Novoriana ho anareo etoana ireo diam-penin’ireo mpiblaogy Malagasy mandray anjara (nalahatra arak’izay ora nivoahany):
[Tsy afaka mivoy zavatra hafa ireo zaza amam-behivavy raha mbola very hery fotoana amin'ny fatsakana - tomavana : #Madagascar | Mpatsaka | Blog Action Day 2010 >>]
[L'auteur nous livre son point de vue de la situation de l'eau du pays - achille52: Blog Action Day 2010 : L’eau potable à Madagascar >>]
[How to disinfect water using a clean PET bottle? - ariniaina: #BAD2010 “Clean water at home” #Madagascar >>]
[Talking about water leads to talk about sanitation as well - avylavitra & FCandy: #BAD10 – Blog Action Day 2010 >>]
[Fahatsiarovan'ny fahazazana no itarihan'ny mpanoratra ny saintsika mpamaky hiresaka momba ny rano - simplex : Ranoooo miboiboiiiiika >>]
[Eau Vive, La Source, Olympiko, Sainto... tsy dokambarotra fa zary zatra amin'ny rano an-tavoahangy ny vahoaka ankehitriny - jentilisa: Ampihimamban'ny rano eto Madagasikara? >>]
[Témoignages autour des usagers des bornes fontaines publiques - ariniaina: #BAD2010 : « Chercher de l’eau à la fontaine » #Madagascar >>]
Ialana tsiny raha misy lahatsoratra hafa any ho any…misaotra mialoha amin’ny fampitampitam-baovaoa ahazahoantsika mameno ity lisitra ity
Popularity: 1% [?]


License