Commentaires sur : Ny ady varotra malagasy

Par : Mitiyu
Mety sady marina ny fanehoan-kevitrao ary izay adihevitra no tena ilaina mba hampandrosoana. Tsy tena misy tena marina ary tsy misy tena diso. Marina aloha fa raha amin’ny fijery kapitalista dia ny adyvarotra no tena mety sady ahitana ny mety ho marimaritra iraisana sy ny tena vidin’entana. Hita sy tsapa izany amin’ireo karazana OPA etsy sy eroa mba ahazoana ny orinasa zatsy na zaroa.

Nefa io « système capitaliste » ahitana ny « système des marchés financiers » io no nahatonga ny « Subprimes » izay anisany niteraka izao korontana ara-toe-karena misy maneran-tany izao. Ka hany ka lasa mivarotra amin’ny tsy manambola ka mitovy amin’ny manome maimaim-poana. Ataoko fa tsy maimaim-poana angamba ny nahavitana ireny trano ireny satria ao ireo masonkarena amin’ny vidin’entana sy ny akora ary ny ora lany nananganana azy.

Amin’ny tany mandroso dia efa mihavitsy ny adivarotra ety amin’ny tsenambarotra tsotra. Raisina ohatra ny « grands magasins » na ny « tabac et presse du coin » sns. Misy ary ireo vahiny no gaga rehefa tonga aty amin’ny firenena « sahirankirana » rehefa tokony hiady varotra. Iadiana varotra ny taxi na dia tokony compteur aza no ampiasaina mba tsy ho vangavanga na « arbitraire » ny sarany avy eo. Iadiana varotra ny fehikibo eny an-dalana eny na dia raha tokony ho izy efa tokony manana ny tombom-barotra tombatombana ianao (mety efa nokajianao ny marges na ny taux de marques ilainao ho azo amin’izany)

Raha mahasoa ny firenena. Tsy aleo aloha andramana ka any amin’ny resaka « actions » sy « parts sociales » na vidin’orinasa na vidin-tany sy trano no iadiana varotra fa tsy any amin’ny entana kely toy ny anana sy ny akanjo.

Izaho aloha tia miady varotra satria fantatro ny vola tiako laniana amin’iny entana iray iny saingy misy hevitra fanambakana sy « ady » ilay izy ka tsy dia tsara loatra satria mampahory ny efa tsy manana.

Par : haritia
diso tanteraka ny hevitrao tompoko. ny adivarotra no tena atao hoe « capitalism » araky ny hitiavan’ny sasany azy. rehefa tsy misy ny adivarotra dia izay matanjaka no mitondra ny baolina (oh: http://www.npr.org/blogs/health/2009/11/drug_companies_hike_prices_on.html?sc=fb&cc=fp , microsoft, magro, orinasa iraisam-pirenena samihafa sns) rehefa kosa ianao amin’ny toerana afaka tena miady varotra dia akaikikaiky kokoa ny tena sandany ny vidin-javatra. Na ny zavatra electronika any amin’ny varotra a-tsisindalana izany na ny vidin’ny hena sy ny anana. marina fa raha lilinina tokoa ilay izy dia sarotra ny mahita ny tana anelanelany fa amin’ny ankapobeny, dia akaiky kokoa an’ny tena sandan’ny takalo izay nifanarahana.