Misy rivodoza vao niforona indray
22 mars 2008
Tsy afabela e! izay no teny tsotra sy mora hilazana an’ity mahazo ny malagasy ity! satria dia hitsidika ny any@ faritra SAVA ato anatin’ny 48h i LOLA na ilay rivodoza vao niforona ao avaratr’i Madagasikara ao! raha ny vinavina navoakan’ny CNN t@ 15:30 UT
Ampitapitao malaky indray ity vaovao ity raha azo atao !
Popularity: 6% [?]


License
jogany says:
22 mar 2008 17:55
geeezzz
toutes nos pensées à nos amis de la SAVA
visiblement mbola tsy en place lé alerte météo…
news2dago says:
24 mar 2008 8:48
ie mbola tsy dia mihestika firy indray i lola aloa izao
Tomavana says:
25 mar 2008 15:07
Toa mbola mijijijijy eny an-dranomasina ny anao … sady izay indray, tsy maniry ratsy hoan’ireo mifanolo-bodi-rindrina fa araky ny fitilian’ireo mpanaramason’ny toetr’andro dia toa ireo nosin’i La Réunion sy Maurice no tena tanjony.
Misaotra an’i news2dago dia antenaiko fa samy nanao fankalazana fetin’ny Paska finaritra daholo
news2dago says:
26 mar 2008 11:58
Afa doza ny malagasy!
nihodina nianatsimo i Lola ary tsy misy hatahorana ny mety hiaviny aty @ morotsiraka malagasy