Miakatra ny vokatra e!

janvier 31, 2008 by Ikalakely  
Filed under Revue des blogs, Langue (Mg), Blogging

Taona 2008, Volana janoary. E? Nisy nahatsikaritra ve ianareo fa tamin’ny 09:47 ny lahatsoratra voalohany nosoratan’i mpiblaogy?

Dia tsy haiko aloha nareo an, fa isan’andro kosa teo aloha teo tsy maintsy mba nangitakitaka ihany niandry ny valin’i bestofmalagasyblogs e.
Ny nampilay an’io fifaninana io dia nahitana mpitoraka bilao-gy be dia be an; misy mpilalao fanafody ohatra, na mpankafy hainteny sady amizay ve nama misy mihitsiny ny blaogy koudékera! Tsy maintsy hiezaka be ihany izany ny taigna amin’ity sao mba hisy hifidy ihany.

Fa raha ohatra aloha hoe hizara bulletin toy ireny taloha ireny an, dia ny ahy no nofidiko dia ireto e:

- sampana koltoraly dia i tnr, mety lany amin’ny sehatra maro izy ohatra hoe ekonomika koa.
- sampana teny gasy dia i radotiana, satria izy mitondra sary mampihomehy avy any Dago, fa na izany aza ny blaogin’i sefo hery ataoko ex aequo daholo!
-sampana tanora dia ilay mademoazely kely ity, na ito koa satria mety be aminy.

Fa toy ny isan-taona raha samy mametraka ny fepetrany ny tsirairay, dia anisan’ny ho taon-jina ny taona 2008 satria misimisy ihany izay tetikasa novolavolaina izay.

Farany, dia miandry zazakely roa ny blaogasifera amin’ity taona ity, dia efa omano ary ny kado virtoaly e!

No Tags

Comments

6 Comments on "Miakatra ny vokatra e!"

  1. Tomavana on jeu, 31st jan 2008 15:34 

    Mitombo tokoa ny vokatra ka dia misaotra amin’ny famehezana ny votoantin’ny Blaogasyfera tamin’ity volana ity r’Ikalakely a !

    P.S: rahoviana ilay amin’ny teny Anglisy e ?

  2. tnr on jeu, 31st jan 2008 16:25 

    Misaotra e !!!!!

  3. Tomavana on jeu, 31st jan 2008 19:05 

    Izany ka hoe jery indray mifaoka. Mankasitraka r’Ikalakely fa dia enga anie hitombo tokoa ny vokatra.

  4. Tattum on jeu, 31st jan 2008 20:56 

    J’adore! Ca change, que ce soit le point de vue ou le style. :) Mankasitraka koa, misaotra r’Ikalakely fa mbola be no ho zaraina sy hiarahana.

  5. jogany on ven, 1st fév 2008 0:26 

    Lasa mihitatra marina ilay blogasfera, zà anga mba mpamaky blaogy @ teny gasy zany (eny ê draydray mandalo ao @ To rehefa motivé be!) Za ve nama lasa mpanaraka be sady mahasa mametraka commentaires…..ry zareo hoa cool!!

    Biz.oroka zany!

  6. trinitty on ven, 1st fév 2008 2:08 

    Ikalakely> misaotra aky amin’ny koudekéra an-njy a ;-) parce qu’on le vaut bien marina an héhé je blague! indrindra moa fa ôtrany manomboka en panne d’article zany aho @zao :oops: ary aiza hoa ny lien ny blog an-njy fa ôtrany tsy hitako e?

    Jogany> faut qu’on se motive pour lire les blogs en malgache ;-)