Mirary Taona Vaovao 2008 sambatra
31 décembre 2007
Arahabaina daholo aloha tratry ny faran’ny taona 2007. Ary dia efa mandefa sahady ny firarian-tsoa ho an’ny Malagasy rehetra mamaky ny hafatra. Mba ho taom-pahombiazana, ho feno fahasalamana, ho heniky ny fitahiana sy hahatontosana izay rehetra kasaina anie ity taona 2008 hodiavintsika ity.
Efa ho avy eto koa ny lahatsoratra manaraka fa mbola sahirana kely manilika asa faran’ny taona e!
Avylavitra tsy manadino anareo
Popularity: 2% [?]


License
jogany says:
31 déc 2007 10:33
FELIZ NAVIDAD PROSPERO ANO A TODO !!
BESOS
jentilisa says:
31 déc 2007 10:52
Dia mirary antsika hanao fety sambatra tokoa ary e! dia hovalina aminareo anie ny firariantsoa nomenareo!
Su says:
1 jan 2008 14:50
Toy izany koa ny firariako ho an’ny rehetra. Ary enga anie ka samy hahatratra izay tanjona kasaina hitodiana amin’ity taona vaovao ity isika rehetra.
Tattum says:
4 jan 2008 16:15
Misaotra anao Avylavitra ka dia mirary taom-baovao 2008, fahasoavana, fahasalamana, harena sy izay ilaina rehetra.