Commentaires sur : Ilay hazo mahagaga

Par : Nor
Mahay lay namorona ilay tantara e!

Smile!!!

Par : Dotmg
Eka, ilay tandapa fetsilahy dia ny devoly (mpino kristianina i DotMG), fa raha hitantara an’ilay angano amin’ny olona tsy kristianina dia manana anarana hafa anondroana azy ny hafa (force du mal, fahavalon’ny natiora, …)

PS: ilay ruban menamena dia taorian’ny fanamarihan’i Tomavana vao napetrako.

Anteriko fa DotMG dia tsy manohitra ny ady amin’ny SIDA, fa manainga ny tompon’andraikitra sy ny sarambabembahoaka kosa hoe ny fitaovana mahomby entina miady amin’ny SIDA dia ny ABSTINENCE irery ihany. Ny aretina tsy voaaron’ny fimailo dia ny homamiadana (prostate, …), fa indrindra ny aretim-panahy. Efa aretin’ilay hazo mahagaga izao ny fisian’ny relation homosexuelle, satria efa tsy mahaonona ny olona intsony ny firaisana arak’izay namoronana azy.

Mazava ho azy fa dia malalaka ny zo amin’ny fampiasana an’io asa soratra io.

Toy izao no votoatin’ny lisansy Creative Commons,

You are free:

* to Share — to copy, distribute and transmit the work

* to Remix — to adapt the work

Under the following conditions:

* Attribution. You must attribute the work in the manner specified by the author or licensor (but not in any way that suggests that they endorse you or your use of the work).

* Share Alike. If you alter, transform, or build upon this work, you may distribute the resulting work only under the same, similar or a compatible license.

Raha adika tsotsotra dia azo adika, zaraina,(aparitaka) ampitapitaina, asiana fanovana ilay soratra, fa ny takiana dia ny filazana hoe i DotMG no nanao azy voalohany (na hita ao @ malagasymiray.net ilay tantara), ary ny tsy fanampianao droit d’auteur hafa amin’izay dika na fanovana atao amin’ny asa. Ho fanampin’izay dia hasiako zo manokana tsy voafehin’io fepetra io àry ho an’ny fampiasana azy ho amin’ny ady amin’ny SIDA, mba tsy ho voatery hilaza ny source nahitana ny tantara ianao.

Par : Randrianandrasana
Ny ahy indray dia ny aretina SIDA no alehan’ny saiko. Mpanentana ny vahoaka hiady ami’ny fijangajangana sy ny fomba mamohetra isan-karazany mety ihanahan’io aretina io mantsy aho no sady mahita ilay marika menamena be mitsirara eo ambony lahatsoratra io. Ny firaisana ara-nofo no ilay voankazo izay. Natokana ho an’ny mpivady ihany izy io. Tsy hoe an’ny efa manam-bady fa tena hoe « an’ny mpivady ». Izany hoe tsy azo atao ny mifamadibadika olona hanaovana ny firaisana eo amin’ny samy efa manam-bady. Vokatry ny tsy fanajana io fomba tsara io dia teraka ny aretina fa samy manana ny toe-batany moa ny tsirairay. Tany am-piandohana dia tao ny angatra sy ny sodipiso sy ny aretina hafa azo avy amin’ny firaisana ara-nofo. Ka te hilaza aho hoe ny mpanjaka eto dia Andriamanitra izay nanao ny firaisana ara-nofo ho sady antoky ny fitohizan’ny taranaka no ho fahafinaretan’ny mpivady fa « sady mamy tsy misy toa azy izy, hoy ny mpanoratra, no mahavelona ». Rehefa tena mirongatra ny fijangajangana manerana ny tany, rehefa tsy mety fay amin’ny aretina mahazo azy ny olona dia alefan’ny devoly ny SIDA. Ao ny vahaolana famerezan-dia arosony mba tsy hahavoakitika ilay olana fototra ka revo any izao tontolo izao. Kapaoty (tsy lafo) izay fitaovana apetaka alohan’ny hanaovana firaisana sy ny fanafody(lafo be)iadivana amin’ireo otrik’aretina  efa tafiditra no imasoana mafy izao fa tsy ny hoe: »Aoka tsy hijangajanga! ». Izay re no takatra ry Dotmg ka asa raha mba manakaiky ny tsato-by fa ny hevitra moa tera-bary. Tena voalalina tsara ny angano nosoratanao ary raha vao mahita ny hevitra voalohany ny mpamaky dia mihanjahanja daholo sady mora raisina ny hevitra manaraka rehetra. Tena mbola te hamelabelatra lava aho fa efa ao amin’ny ezaka fanafohezana izao ka atao ampy ny vita hatreto. Marihana koa fa eto amin’ny varavaran-keliko no ahatazanako an’izany ka mino aho hoe mety hahita lafiny hafa amin’ity lahatsoratra kanto loatra ity ny sasany avy eny amin’ny varavaran-keliny. Mba omenao ho azoko ampiasaina hanaovana fanentanana amin’ny ady amin’ny SIDA ve izy ity? Misaotra betsaka e![/quote]

Par : Randrianandrasana
[quote comment="1591"]Tomavana> Tsia, tsia, tsia.

Jentilisa> Na fanjakana inona na  fanjakana iza dia matetika anankiray amin’ny mpiray latabatra amin’ny mpanjaka ihany no tena mikonona ny fanonganana sy famotehana. Tsy ny orinasa mpamboatra an’ilay « kalo » no tifirin’ny angano eto, fa ilay « ati-doha » mamitaka ny vahoaka.

Ikalakely> Tsy tao an-tsaiko iny kanefa dia saika ny sehatra rehetra tokoa dia ahitana an’io.[/quote]

Ny ahy indray dia ny aretina SIDA no alehan’ny saiko. Mpanentana ny vahoaka hiady ami’ny fijangajangana sy ny fomba mamohetra isan-karazany mety ihanahan’io aretina io mantsy aho no sady mahita ilay marika menamena be mitsirara eo ambony lahatsoratra io. Ny firaisana ara-nofo no ilay voankazo izay. Natokana ho an’ny mpivady ihany izy io. Tsy hoe an’ny efa manam-bady fa tena hoe « an’ny mpivady ». Izany hoe tsy azo atao ny mifamadibadika olona hanaovana ny firaisana eo amin’ny samy efa manam-bady. Vokatry ny tsy fanajana io fomba tsara io dia teraka ny aretina fa samy manana ny toe-batany moa ny tsirairay. Tany am-piandohana dia tao ny angatra sy ny sodipiso sy ny aretina hafa azo avy amin’ny firaisana ara-nofo. Ka te hilaza aho hoe ny mpanjaka eto dia Andriamanitra izay nanao ny firaisana ara-nofo ho sady antoky ny fitohizan’ny taranaka no ho fahafinaretan’ny mpivady fa « sady mamy tsy misy toa azy izy, hoy ny mpanoratra, no mahavelona ». Rehefa tena mirongatra ny fijangajangana manerana ny tany, rehefa tsy mety fay amin’ny aretina mahazo azy ny olona dia alefan’ny devoly ny SIDA. Ao ny vahaolana famerezan-dia arosony mba tsy hahavoakitika ilay olana fototra ka revo any izao tontolo izao. Kapaoty sy ny fanafody iadivana amin’ireo otrik’aretina efa tafiditra no imasoana mafy izao fa tsy ny hoe: »Aoka tsy hijangajanga! ». Izay re no takatra ry Dotmg ka asa raha mba manakaiky ny tsato-by fa ny hevitra moa tera-bary. Tena voalalina tsara ny angano nosoratanao ary raha vao mahita ny hevitra voalohany ny mpamaky dia mihanjahanja daholo sady mora raisina ny hevitra manaraka rehetra. Eto amin’ny varavaran-keliko no hitazanako an’izany fa mino aho hoe mety hahita lafiny hafa ny sasany avy eny amin’ny varavaran-keliny. Mba omenao ho azoko ampiasaina hanaovana fanentanana amin’ny ady amin’ny SIDA ve izy ity? Misaotra betsaka e!

Par : Dotmg
Tomavana> Tsia, tsia, tsia.

Jentilisa> Na fanjakana inona na  fanjakana iza dia matetika anankiray amin’ny mpiray latabatra amin’ny mpanjaka ihany no tena mikonona ny fanonganana sy famotehana. Tsy ny orinasa mpamboatra an’ilay « kalo » no tifirin’ny angano eto, fa ilay « ati-doha » mamitaka ny vahoaka.

Ikalakely> Tsy tao an-tsaiko iny kanefa dia saika ny sehatra rehetra tokoa dia ahitana an’io.

Par : Ikalakely
Tsy alefako lavitra ny ahy ny saiko fa angano angano arira arira dia mety amiko aloha anio, efa elà mantsy aho tsy nahare (tsy namaky).

Fa satria tsy tantiko ihany…dia

…ny ahy ny hafatra voaraiko manokana eto dia hoe raha te hanambola dia ny efa misy eo ihany no simbaina dia iny ihany no itadiavana vahaolana.

Tsy azo lavina ihany koa ohatra ny hevitry Tomavana…

Fa raha ny tena marina dia arakaraky ny misy ny tsirairay angamba ny fiantraikany e?! sa ahoana …

Par : jentilisa
Ho an’izay tsy mety mahazo ny ankamantatra na kely dia kely aza, mariho fa manomboka ny volana isika izao! Fa enga anie ho azonareo rehetra mamaky ilay izy

Par : jentilisa
Izany ka angano mendrika ny ankehitriny! Fa inona moa no idiran’ny tandapa fetsilahy? Mety ho eran’izao tontolo izao anie ny fanjakan’ilay mpanjaka fa tsy faritra kely fotsiny e!

Misaotra an’i dotmg fa nitantara angano koa ianao. Izaho manko efa nanao anankiroa fa asa ana azon’ny olna ilay izy tamin’izany na tsia… vitsy loatra manko ny naneho hevitra!

Par : Tomavana
Ankamatatra ‘zany ?

Ny vahoaka = Malagasy

Ny mpanjaka = Ra8

Afa-po aho fa mba ampio ry zareo fa tsy mety ho hitako mihintsy ny anaran’ilay « tandapa fetsilahy »

Sa ve mitady lavitra aho fa angano, angano … arira, arira